Lyrics and translation Kemyrah feat. Tchiko - Tsūka
Добавлять перевод могут только зарегистрированные пользователи.
Vola
no
mahery
ry
niggaz
Деньги
правят,
мои
ниггеры
Euro
sy
ny
Dollar
no
sera
miainga
Евро
и
доллары
- вот
что
движет
Vao
tsisy
anazy
ialahy
io
dia
dead
Как
только
их
нет,
ты
- никто
Tiany
ialahy
ho
azo
bobaka
izy
nefa
saingy
Хочешь,
чтобы
тебя
любили,
но,
увы,
Tsy
misy
afa
tsy
vola
no
maha
rangahy
Только
деньги
делают
тебя
мужчиной
Miankina
amin'ny
isan'ny
ny
anaranla
От
их
количества
зависит
Hatraiza
ny
fetran'ny
hasambarana
Величие
твоей
судьбы
Kobonay
fa
Monney
no
hivavahanla
Кажется,
что
деньги
решают
всё
Hifohazana
maraina
mitady
anazy
Просыпаешься
утром
в
поисках
их
Rehefa
tsy
misy
azy
ialahy
mitady
hanavy
Когда
их
нет,
ты
готов
воровать
Izy
no
mpanjaka
fa
ialahy
tsy
favy
Они
- царь
и
бог,
а
ты
- ничто
Amonon'ialahy
olona
izy
na
mosavy
Называешь
их
магией
или
колдовством
Tadidio
fa
ialahy
io
mbola
ho
rava
Помни,
что
и
ты
обратишься
в
прах
Ny
biff
sy
ny
drala
mety
hatonga
an'ialahy
io
Ссоры
и
долги
могут
отправить
тебя
Fa
tadidio
fa
tsy
misy
mamy
noho
ny
hoe
Но
знай,
нет
ничего
слаще,
чем
Miasa
mafy
Тяжело
работать
Toy
izay
ialahy
'ndeha
hangalatra
sy
hanapoaka
basy
Чем
воровать
или
стрелять
из
ружья
Ny
vola
tsy
ratsy,
ny
vola
tsy
tsara
Деньги
не
зло,
деньги
не
добро
Fa
ialahy
io
mihitsy
no
mila
mahalala
Но
тебе
нужно
знать
Ny
tokony
ampiasa
azy
Как
их
заработать
Ny
tokony
hampiasana
azy
Как
их
тратить
Ny
vola
tsy
ratsy
leisy,
ny
vola
tsy
tsara
Деньги
- не
зло,
деньги
- не
добро
Fa
rehefa
io
no
mibahana
ato
an-tsaina
Но
когда
они
захватывают
твой
разум
Dia
mangeja
an'ialahy
Они
порабощают
тебя
Mangeja
ny
fiainan'ialahy
Порабощают
твою
жизнь
Ny
vola
sy
harena
an'ialahy
Деньги
и
богатство
Fahafahana
sy
fangejana
Свобода
и
рабство
Fahasambarana
sy
fijaliana
Счастье
и
страдание
Hafaliana
miampy
fahoriana
Радость
и
печаль
Adino
hoe
misy
lafim
piainana
hafa
mety
mahatamana
Ты
забываешь,
что
есть
другие
грани
жизни
Ilay
fahasambarana
anaty
tsy
hitambarana
Нематериальное
счастье
Amin-ny
hafa
adino
fa
misy
masoandro
hafa
Забудь,
есть
и
другой
рассвет
Mampifoha
mamelona
fa
ny
olombelona
Который
дарит
жизнь,
но
человек
Ratsy,
Sahy
maty,
tsy
mamela
Злой,
готов
умереть,
не
прощает
Ozatra
anefa
hamotehana
Но
в
то
же
время
слаб
Handetehana
hitetehana
hanafenana
ratsy
anaty
hamehana
Чтобы
уничтожить,
чтобы
растоптать,
чтобы
скрыть
зло
Ho
alatsaka
ambany
satria
manelingelina
Чтобы
пасть
на
самое
дно,
потому
что
оно
мешает
Tsy
maintsy
tadiavina
Всегда
в
поисках
Ny
eboebo
hitako
mitazona
ny
fiarahamonina
Вижу
нищету,
которая
держит
общество
Raha
tsy
misy
toa
tsy
olona
Без
них
ты
- никто
Tsy
miteny
lay
vola
no
mandrefy
Только
деньги
решают
Ny
ambo-po
takonana
ny
maso
fatorana
Прячут
правду,
закрывают
глаза
Hitady
fahamarinana
anaty
mbola
hiambozonana
Ищут
правду,
но
лгут
Hividianana
fahafahana
nomena
fotsiny
Покупают
свободу,
которая
дана
им
Arovy
izay
kely
loha
tsy
ho
lasany
any
Береги
то
немногое,
что
у
тебя
есть
Ka
soa
dia
tsy
miverina
intsony
Ведь
добро
не
возвращается
Ny
any
tsy
mety
tony
hamotika
ambonimbony
Оно
не
успокоится,
пока
не
разрушит
всё
до
основания
Ny
onja
mafy
ra
tsy
mahay
miaritra
lasa
ny
rivotra
Сильная
волна,
если
не
умеешь
плыть,
тебя
унесёт
течением
Ny
fianana
manontolo
midaboka
any
am-ponja
Вся
жизнь
идёт
ко
дну
Apombo
miady
amam-bato
toa
mazana
ihany
ny
hivoaka
avy
ato
Борюсь
с
волнами,
будто
вот-вот
выберусь
Adina
mpanarato
ze
mahazo
miala
fa
mamadika
Битва
рыбака,
который
сдаётся
и
обманывает
Tampoka
ny
onjan'ilay
taonjatoko
Вот
она,
волна
моего
века
Ny
vola
sy
harena
an'ialahy
Деньги
и
богатство
Fahafahana
sy
fangejana
Свобода
и
рабство
Fahasambarana
sy
fijaliana
Счастье
и
страдание
Hafaliana
miampy
fahoriana
Радость
и
печаль
Adino
hoe
misy
lafim
piainana
hafa
mety
mahatamana
Ты
забываешь,
что
есть
другие
грани
жизни
Ilay
fahasambarana
anaty
tsy
hitambarana
Нематериальное
счастье
Amin-ny
hafa
adino
fa
misy
masoandro
hafa
Забудь,
есть
и
другой
рассвет
Mampifoha
mamelona
fa
ny
olombelona
Который
дарит
жизнь,
но
человек
Ratsy,
Sahy
maty,
tsy
mamela
Злой,
готов
умереть,
не
прощает
Ozatra
anefa
hamotehana
Но
в
то
же
время
слаб
Handetehana
hitetehana
hanafenana
ratsy
anaty
hamehana
Чтобы
уничтожить,
чтобы
растоптать,
чтобы
скрыть
зло
Ho
alatsaka
ambany
satria
manelingelina
Чтобы
пасть
на
самое
дно,
потому
что
оно
мешает
Rate the translation
Only registered users can rate translations.
Writer(s): Tahiana Andrianiaina
Album
Tsūka
date of release
14-05-2020
Attention! Feel free to leave feedback.