Mr Sayda - Mba Marina Anie Zany - translation of the lyrics into Russian

Lyrics and translation Mr Sayda - Mba Marina Anie Zany




Mba Marina Anie Zany
Что это значит, Марина?
Fa efa loatra angamba aho no niandry
Кажется, я слишком долго ждал,
Otran'ny miandry volan'ny cnap's e!
Как будто жду зарплату от CNAPS!
Toa isak'alina aho tsy tafandrimandry
Кажется, каждую ночь я не могу уснуть,
Aleo ialako sao kolaps e!
Лучше брошу, пока не свалился!
Fanantenana miha manify
Надежда тает,
Ianao kosa efa dify
Ты так изменилась.
Nanantena tsikitsiky any aho e!
Я так надеялся на болтовню с тобой!
'Lay izaho toa sarotiny sy manantena potiny
Говорят, кто не рискует, тот не пьет шампанское,
Nininao nararaotina aho e!
Ты меня обманула!
Mba marina anie
Скажи мне правду,
Teny amoriny aho ka tena mbola mamo
Я был искренен с тобой, я все еще пьян от любви.
Ianao natopatopan'ny onja hiampita rano ô
Ты уплыла, подхваченная волной,
Ianao ve anadino ny akoho taman-trano ô
Ты променяла меня на домашнего петуха?
Sao dia bedy amin'izany e!
Может, это просто сон?!
Fa efa ela loatra angamba aho niandry e!
Кажется, я слишком долго ждал!
Fa rehefa tsy hoavy ianao dia mampamangy any
Если ты не придешь, то передавай привет!
Fa efa ela loatra angamba aho niandry e!
Кажется, я слишком долго ждал!
Fa rehefa tsy hoavy ianao dia mampamangy any
Если ты не придешь, то передавай привет!
Raha tsy manaiky ianao tsy afaka hanery aho anie!
Если ты не согласна, я не могу тебя заставлять!
Ho toizako mahitsy foana ny lalako e!
Я продолжу свой путь!
Raha tsy manaiky ianao tsy afaka hanery aho anie!
Если ты не согласна, я не могу тебя заставлять!
Ho tohizako mahitsy foana ny lalako e!
Я продолжу свой путь!
Fafao e, ny anarako fafao e.
Забудь меня, забудь мое имя.
Fafao e, ny momba ahy fafao e.
Забудь меня, забудь обо мне.
Fa tena tia anao aho nefa zany efa taloha
Я ведь любил тебя, но это было давно.
Hoavadiko ary ny pejy ka tsy ataoko hampiasa loha
Я переверну страницу и не буду ломать голову,
Hodorako ary ny boky, izay mombamomba androky
Я сожгу книгу с нашей историей,
Anatin'ny facebook e
В Facebook.
Oh no no... oh misie
О нет, нет... о милая,
Ka hifaliko izay ho anjarako eo
Я приму свою судьбу,
Na tsy hitovy aminao mihitsy ry malala a
Даже если наши пути разошлись, любимая.
Izaho koa tofoka efa manomboka leo
Я устал, мне это надоело.
Raha mbola hiandry anao mety ho lasa adala
Если буду ждать тебя, то сойду с ума.
Tolorako olon-kafa raha toa ka tsy ho anao ny foko
Отдам свое сердце другой, если оно не нужно тебе.
Firy taona niandry anao nitomany nitoloko
Сколько лет я ждал тебя, плакал и страдал,
Nanantena anao fa voafilafila e
Надеялся на тебя, стоял в очереди.
Fa efa ela loatra angamba aho niandry e!
Кажется, я слишком долго ждал!
Fa rehefa tsy hoavy ianao dia mampamangy any
Если ты не придешь, то передавай привет!
Fa efa ela loatra angamba aho niandry e!
Кажется, я слишком долго ждал!
Fa rehefa tsy hoavy ianao dia mampamangy any
Если ты не придешь, то передавай привет!
Raha tsy manaiky ianao tsy afaka hanery aho anie!
Если ты не согласна, я не могу тебя заставлять!
Ho tohizako mahitsy foana ny lalako e!
Я продолжу свой путь!
Raha tsy manaiky ianao tsy afaka hanery aho anie!
Если ты не согласна, я не могу тебя заставлять!
Ho toizako mahitsy foana ny lalako e!
Я продолжу свой путь!
Fafao e, ny anarako fafao e.
Забудь меня, забудь мое имя.
Fafao e, ny momba ahy fafao e.
Забудь меня, забудь обо мне.
Fa efa ela loatra angamba aho niandry e!
Кажется, я слишком долго ждал!
Fa rehefa tsy hoavy ianao dia mampamangy any
Если ты не придешь, то передавай привет!
Fa efa ela loatra angamba aho niandry e!
Кажется, я слишком долго ждал!
Fa rehefa tsy hoavy ianao dia mampamangy any
Если ты не придешь, то передавай привет!
Raha tsy manaiky ianao tsy afaka hanery aho anie!
Если ты не согласна, я не могу тебя заставлять!
Ho toizako mahitsy foana ny lalako e!
Я продолжу свой путь!
Raha tsy manaiky ianao tsy afaka hanery aho anie!
Если ты не согласна, я не могу тебя заставлять!
Ho toizako mahitsy foana ny lalako e!
Я продолжу свой путь!
Fafao e, ny anarako fafao e.
Забудь меня, забудь мое имя.
Fafao e, ny momba ahy fafao e.
Забудь меня, забудь обо мне.





Writer(s): Hery Rahaingomanana

Mr Sayda - Mba Marina Anie Zany
Album
Mba Marina Anie Zany
date of release
14-11-2019



Attention! Feel free to leave feedback.