Spvce Chen - LONDON / SADSHIT - translation of the lyrics into English

Lyrics and translation Spvce Chen - LONDON / SADSHIT




LONDON / SADSHIT
LONDON / SADSHIT
Fa tsisy mahatana anay
Nothing can stop us
Na ialahy tsy izy na namanay
Not them or our friends
Amin'ny alina tsy matory
We don't sleep at night
Dia mila biff izahay ramaraina
We need a quick bite in the morning
Tsisy mahatana anay
Nothing can stop us
Tsy izy na namanay
Not them or our friends
Tsy kobony ny lalanay
Our paths are not easy
Fa ny zava-bitanay no tantarainy
But our achievements tell the story
Miaraka amin'ny gang foana vao mi ter-sau
Always with the gang when I wake up
No cap, izay anaty vaisseau
No cap, that's in the spaceship
Raha te i-pop aho tsisy ilako réseaux
If I want to pop, I don't need social media
Ny concu nolemanay ohatran'ny massa
We cooked the competition like pasta
Fa tonga ny package
But the package arrived
Fuego Stud no mameno casa
Fuego Stud fills the house
Mampihetsika tongotra ataoko mitapy ty isaky ny andalana
I stomp my feet to every line
Braquage ity andana ialahy miondrika ambony tanana
This is a robbery, drop to your knees
Mampihetsika tongotra ataoko mitapy ty isaky ny andalana
I stomp my feet to every line
Japiko ny UK mbola tsy any Londres fa eto Mada
I'm in the UK but I'm not in London, I'm in Madagascar
Izay mivoaka frappes dia norma tsisy mahazaka ny dakako
When I punch, it's normal, no one can handle my hits
Izaho tsy mahay mi-fight fa ataoko milentika indray aloha ny kata
I can't fight, but I'll make your body sink
Izany ary aloha tatazo
That's all for now, losers
Izay mafy mibatà
Those who are strong, fight
Efa lasa alavitra ohatran'ny cheat izaho ohatran'ny dopé
I've come a long way, like cheating, like dope
Odiko mitapy fa aiko ny fôsika koboko ny OV
I hate that I'm hitting, but I'll grab your fists and steal your OV
Tairo fa alaiko ny lovés
Get out of my way and I'll take the money
Oento ho anao ny laza
Give yourself the fame
Game oentinay ohatran'ny gova
We carry the game like a ball
Fa ianao mi-battre
But you're struggling
Efa ainao ny kajy
You've already calculated
Mbola tsy any Londres fa eto Mada
I'm still not in London, I'm in Madagascar
Mety oe mafy aho fa mety marary
I may be tough but I may be sick
Olombelona ihany aho
I'm only human
Ny alahelo efa noheveriko oe lasa
I thought the pain was gone
Fa miverina ihany
But it keeps coming back
Fa tsy hitako intsony
But I can't find it anymore
Ilay sipa niaza tsy hanimba ny foko tsy sipako intsony
The girlfriend who wanted to protect my heart is no longer my girlfriend
Ilay bandy nanohana ahy tamin'ny voalohany tsy ekipako tsony
The guy who supported me at first is no longer my team
Tsy mitady aho raha resam-pitiavana
I'm not looking for love
Fa izay efa hita nataoko nahampy ahy
But what I've found has helped me
Ny akamako sisa ao ambadika ao
My family is still behind me
Lainga ny koziko oe: "Tsisy nanampy aho"
My lie is: "No one helped me"
Ndraindray aho miteny ndraindray aho ilay miafina ao ambany masque
Sometimes I speak, sometimes I hide under a mask
Ndraindray tsy misaina tsy mahita ny fake izy eo ambany masoko aho
Sometimes I don't think, I don't see the fake in front of me
Dia alaiko ny money dia alaiko ny kichta
So I take the money and the girls
Izay ihany dia faly fa ny ambiny rehetra nampakako sisiny any
That's all I care about, the rest is on the sidelines
Enao mety tiako fa tsy afaka hiaraka isika aloha sista
I may like you, but we can't be together now, sister
Izay miainga eo koa tsisy fady
Whoever leaves, it's okay
Ny foko efa nalefa sesin-tany
My heart has been exiled
Zay miainga eo koa zakanay
Whoever leaves, we can handle it
Impiry izay nanome tanana
How many times have we given a hand
Miverina avy any maratra ny tananay
We come back from there with our hands injured
Impiry nianjera sy lavo
How many times have we fallen
Fa bandy ny tena tsy maintsy mitsangana
But we're tough and we have to stand up
Na misy ny sakana aza
Even if there are obstacles
Fa vola no tsy ampy anay
But money is not enough for us
Dia maty ny foko dia hatramin'ny fitiavana lasa tsy tsapanay
So my heart dies, and our love dies too
Tsy mahita tory intsony aho amin'izao
I can't sleep anymore
Tsy aiko efa zatra ve sa efa maty
I don't know anymore, am I used to it or am I dead
Tsy mahare marary intsony aho amin'izao
I can't feel pain anymore
Tsy mahita tory intsony aho amin'izao
I can't sleep anymore
Tsy aiko efa zatra ve sa efa maty
I don't know anymore, am I used to it or am I dead
Tsy mahare marary intsony aho amin'izao
I can't feel pain anymore





Writer(s): Njiva Rakotondriana


Attention! Feel free to leave feedback.