Lyrics Adolatsento - Team requin - TSOTA
Hafa
ihany
tamizany,
fa
amizao
mbola
hafa
koa
Raha
notohizantsika
ireny
be
ny
tsy
nankatoa
Tantara
magnifique,
ny
tantarantsika
roa
Na
feno
ditraditra
de
samy
nankafy
Ela
ny
ela,
ela
ny
ela
de
nisy
ny
elanelany
Na
de
hoe
tsy
afabela
Izay
vita
de
navelany
oh
oh
Ilay
fitiavana
tsy
an-kiera
Lasa
dizina
labiera
Ny
hafarany
de
nienjera
Ny
ampahan'ny
hatanorako
no
efa
laniko
tany
Ny
ampahany
tsy
lany
nefa
koa
mbola
mamy
Taminao
no
niatombohany
fa
tsy
hiafarany,
hiafarany
eh!
Hoay
ohhh
Fa
tamin'izany
mbola
Adolantsento
oh
Tamizany
mbola
Adolantsento
oh
Na
soa
na
ratsy
ireo
rehetra
Nomeko
oh
Fahatsiarovana
izany,
izay
any
de
any
Fa
talin'izany
mbola
Adolantsento
oh
Tamizany
mbola
Adolantsento
oh
Na
soa
na
ratsy
ireo
rehetra
Nomeko
oh
Fahatsiarovana
izany,
izay
any
de
any
Na
zany
anefa
tsy
maty
ny
afo
Na
tia
hiredareda
aza
de
aleony
miafy
Fa
noho
ny
zava
misy
mety
ho
hafahafa
De
aleo
hilamina
any
fa
naman'ny
efa
lasa
Fahafinaretana
be
no
nandalovana
Ayayayayayayah!?!?
Reveko
enao
oh!
Raha
samy
fahatsiarovana
Ny
ampahan'ny
hatanorako
nefa
laniko
tany
Ny
ampahany
tsy
lany
nefa
koa
mbola
mamy
Taminao
no
niatombohany
fa
tsy
hiafarany,
hiafarany
eh!
Fa
tamin'izany
mbola
Adolantsento
oh
Tamizany
mbola
Adolantsento
oh
Na
soa
na
ratsy
ireo
rehetra
Nomeko
oh
Fahatsiarovana
izany,
izay
any
de
any
Fa
tamin'izany
mbola
Adolantsento
oh
Tamizany
mbola
Adolantsento
oh
Na
soa
na
ratsy
ireo
rehetra
Nomeko
oh
Fahatsiarovana
izany,
izay
any
de
any
Nan
nan
nan
nan
nan
nan
an
an
Yeeeeee!!?!!
Nan
nan
nan
nan
nan
nan
nan
nannnn!
Ny
ampahan'ny
hatanorako
no
efa
laniko
tany
Ny
ampahany
tsy
lany
nefa
koa
mbola
mamy
Taminao
no
niatombohany
fa
tsy
hiafarany,
hiafarany
eh!
Fa
tamin'izany
mbola
Adolantsento
oh
Tamizany
mbola
Adolantsento
oh
Na
soa
na
ratsy
ireo
rehetra
Nomeko
oh
Fahatsiarovana
izany,
izay
any
de
any
(Allô
tsy
afaka
maka
anao
ah)
Attention! Feel free to leave feedback.