Paroles et traduction en anglais JOHANE - Mafy Orina
Добавлять перевод могут только зарегистрированные пользователи.
Raha
ny
amiko
aloha
efa
tsisy
miafina
aminao
My
dear,
my
secrets
are
no
longer
hidden
from
you
Dia
ny
andro
sisa
iainako
efa
ankiniko
aminao
And
the
rest
of
my
days
I
entrust
to
you
Tsy
manana
hafa
ianteherana
aho
I
have
no
one
else
to
rely
on
Ny
fitiavako
anao
koa
tsy
haiko
ferana
My
love
for
you
knows
no
bounds
Efa
ianao
io
ilay
fanaperako
aaaah
You
are
my
soulmate,
my
everything
K'avelao
aho
hikalokalo
e
Let
me
be
close
to
you
Avelao
aho
hitsikitsiky
Let
me
smile
with
you
Avelao
aho
ho
saro-piaro
e
Let
me
be
fiercely
protective
of
you
Ho
ahy
irery
ianao,
izay
no
iriko
Be
mine
alone,
my
love
K'atokany
ho
ahy
ny
fonao
Open
your
heart
to
me
Zaho
koa
manantena
fa
ny
ahy
efa
ianao
I
hope
mine
is
already
yours
F'ilay
hazavana
tsy
hitako
hatrizay
You
are
the
light
I
have
been
searching
for
Indro
niposaka
indray
You
have
finally
appeared
Rehefa
iny
aho
eo
akaikinao
When
I
am
near
you
Toa
adinoko
izao
rehetra
izao
I
forget
the
world
around
me
Tsy
mahafoy
ny
eo
anilanao
I
can't
bear
to
leave
your
side
Raha
ny
amiko
aloha
efa
tsisy
miafina
aminao
My
dear,
my
secrets
are
no
longer
hidden
from
you
Dia
ny
andro
sisa
iainako
efa
ankiniko
aminao
And
the
rest
of
my
days
I
entrust
to
you
Tsy
manana
hafa
ianteherana
aho
I
have
no
one
else
to
rely
on
Ny
fitiavako
anao
koa
tsy
haiko
ferana
My
love
for
you
knows
no
bounds
Efa
ianao
io
ilay
fanaperako
aaaah
You
are
my
soulmate,
my
everything
Ho
eo
anilanao
hoazy
aho
I
will
be
with
you
always
Tsy
hiala
fa
hitampify
eo
an-tratranao
hoazy
aho
I
will
never
leave
your
side,
my
love
Ndeha
tsika
hiara-hanorina
Let
us
build
a
life
together
Mba
ho
mafy
orina
tsy
ho
ravan'ny
ela
anie
eeeh
May
it
be
strong
and
unbreakable
Tsy
ho
ravan'ny
ela
anie
eee
May
it
last
forever
F'ilay
hazavana
tsy
hitako
hatrizay
You
are
the
light
I
have
been
searching
for
Indro
niposaka
indray
You
have
finally
appeared
Rehefa
iny
aho
eo
akaikinao
When
I
am
near
you
Toa
adinoko
izao
rehetra
izao
I
forget
the
world
around
me
Tsy
mahafoy
ny
eo
anilanao
I
can't
bear
to
leave
your
side
Avelao
aho
hikalokalo
e
Let
me
be
close
to
you
Avelao
aho
hitsikitsiky
Let
me
smile
with
you
Avelao
aho
ho
saro-piaro
e
Let
me
be
fiercely
protective
of
you
Ho
ahy
irery
ianao,
izay
no
iriko
Be
mine
alone,
my
love
F'ilay
hazavana
tsy
hitako
hatrizay
You
are
the
light
I
have
been
searching
for
Indro
niposaka
indray
You
have
finally
appeared
Rehefa
iny
aho
eo
akaikinao
When
I
am
near
you
Toa
adinoko
izao
rehetra
izao
I
forget
the
world
around
me
Tsy
mahafoy
ny
eo
anilanao
I
can't
bear
to
leave
your
side
F'efa
mafy
orina
Our
love
is
unbreakable
Évaluez la traduction
Seuls les utilisateurs enregistrés peuvent évaluer les traductions.
Writer(s): Hery Rahaingomanana
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.