Paroles et traduction Mr Sayda - Vokatry Ny Foko
Добавлять перевод могут только зарегистрированные пользователи.
Vokatry Ny Foko
Whisperings of My Heart
Betsaka
mihitsy
ekeko
ny
tsara
mihoatra
anao
There
are
many
others
better
than
you
Fa
tsy
hoe
izay
manana
ny
tsara
dia
manana
ohatra
anao
But
not
everyone
who
has
something
good
has
an
example
like
you
Tsy
hoe
ny
hatsaran-tarehy
ihany
fa
ny
hatsaram-panahy
koa
It's
not
just
the
beauty
of
your
appearance
but
also
the
beauty
of
your
soul
No
tena
nitiavako
anao
iny
That
made
me
love
you
Izaho
koa
nefa
toa
anao
ihany
firifiry
moa
ny
adalako
I
too
am
like
you,
how
often
do
I
do
what's
right
Nefa
kosa
tsy
nampihemotra
anao
izany
But
it
didn't
stop
you
Efa
fantatrao,
efa
hatramin'ny
ela
You
know,
it's
been
a
long
time
Fa
raha
mbola
misy
fitiavana
iray
tavela
That
if
there's
still
a
love
left
Vokatry
ny
foko
fa
tsy
noterena
A
result
of
my
heart
and
not
forced
Dia
omeko
anao
izy
fa
mba
mitenena
I'll
give
it
to
you
so
it
can
speak
Izay
ao
amponao
ao
mba
tiako
ho
ekena
What's
in
your
heart
I
want
it
to
be
accepted
Mba
tiako
hinoana,
mba
tiako
hojerena
I
want
it
to
be
believed,
I
want
it
to
be
seen
Amin'ny
masoko
izay
mijery
anao
eto
anio
izao
In
my
eyes
that
look
at
you
today
Dia
mahatsiaro
antsika
roa
kely
vao
niaraka
iray
nadika
And
remember
the
two
of
us,
newlyweds
Ilay
bokin'ny
tantarantsika
moa
impiry
navadibadika
The
book
of
our
story,
how
many
times
have
we
flipped
through
it
Hitety
an'i
Madagasikara
To
travel
through
Madagascar
Hitety
an'izao
tontolo
izao
To
travel
the
world
Peho
ny
dimy
dia
ndao
ry
malala
ô
Take
five
steps
and
let's
go
my
darling
Dia
hiaraka
hanoratra
tantara
And
together
we'll
write
a
story
Hoarahan'ny
dimby
sy
ny
fara
Mandra-pikaton'ilay
bokintsika
ô
To
be
followed
by
children
and
grandchildren
until
the
end
of
our
book
Efa
fantatrao,
efa
hatramin'ny
ela
You
know,
it's
been
a
long
time
Fa
raha
mbola
misy
fitiavana
iray
tavela
That
if
there's
still
a
love
left
Vokatry
ny
foko
fa
tsy
noterena
A
result
of
my
heart
and
not
forced
Dia
omeko
anao
izy
fa
mba
mitenena
I'll
give
it
to
you
so
it
can
speak
Izay
ao
amponao
ao
mba
tiako
ho
ekena
What's
in
your
heart
I
want
it
to
be
accepted
Mba
tiako
hinoana,
mba
tiako
hojerena
I
want
it
to
be
believed,
I
want
it
to
be
seen
Amin'ny
masoko
izay
mijery
anao
eto
anio
izao
In
my
eyes
that
look
at
you
today
Efa
fantatrao,
efa
hatramin'ny
ela
You
know,
it's
been
a
long
time
Fa
raha
mbola
misy
fitiavana
iray
tavela
That
if
there's
still
a
love
left
Vokatry
ny
foko
fa
tsy
noterena
A
result
of
my
heart
and
not
forced
Dia
omeko
anao
izy
fa
mba
mitenena
I'll
give
it
to
you
so
it
can
speak
Izay
ao
amponao
ao
mba
tiako
ho
ekena
What's
in
your
heart
I
want
it
to
be
accepted
Mba
tiako
hinoana,
mba
tiako
hojerena
I
want
it
to
be
believed,
I
want
it
to
be
seen
Amin'ny
masoko
izay
mijery
anao
eto
anio
izao
In
my
eyes
that
look
at
you
today
Évaluez la traduction
Seuls les utilisateurs enregistrés peuvent évaluer les traductions.
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.