Kemyrah feat. Nar's Goat, Tahzar Ouleb, Kay'sh & Harris Teddy - Flwlsgng текст песни

Текст песни Flwlsgng - Kemyrah feat. Nar's Goat, Tahzar Ouleb, Kay'sh & Harris Teddy



Fight!!
FlwlsGng
Aiza ny moov moov?
Inona ny marina f'elah ohatrany miovaova
Ny vava akombony sa ela io mitady loza?
Ambarako eto fa tsy matahotra an'iza n'iza (Bresom,Bresom)
Hmm...
MENACE (izay mazana ndrindra amireo.)
(Izay mazana ndrindra amireo.)
(Izay ihany no omena an'ireo.)
(Izahay ihany no miaramila eo.)
(Izay mazana ndrindra amireo.)
Tsy miamboha adidy aho f*ckeko lisany
'Ty tsy mihato fa mbola tohizana
Ny ondry mandrositra Liona foana ry zandry fa firy ary no isany?
Sahia mijora raha manan-kambara
Manantona aty izay te haka ny Amboara
Izay zavatra ataona mitoetra tsy miala
De alohan'ny ho faty aho mamela tantara
Tsy zakan'lah zay lazainay fa marina loatra
Rahoviana ihany ela vao tapa-kevitra hivoatra
Tsy kisoa zahay ka hiosona loto
Ny ekipanla,fa nenay tsisy donto
Eny ambony rain-té ohatran'i Salah
Ny ekipany domineko mandeh sôlo
Raha mbola tsy mahakobo de avy mtesta
Kitio ny Ekipako raha hoe masah la!
Ny tasse-pé lasa miodina mila ana
Punch-ko tiany otrany b*te fa mahasalama
Ny énnemies ngeh nanovako menace
102 no ato anatin'ny menu
Mfuck ana ...
Ilaiko ela manopa ana fa manompo ana!
Fight!Bandit sy ny rue m*chapeau fa
Ny game lalaoviko ohatrany Monopoly
Tsy mazaka anà reo de manopa reny
Za ohatrany geudro fa manaparitaka
Shut!Jereo fa fiakanjonà voyous ny tenue
Qualité nge ny ekipako ohatrany hoe Dior
Jereo fa fiakanjona voyous ny tenue
Dior...
Dior... Dior...
Dior... Dior... Dior
Miakatra foana ny level
De ny Flawless ho ela velona
Marina tsy azonay afenina
Fery efa nikatona ho potserina
Efa anaty vala ny ambodia te hanao nefa ny aina any am-body
Fahavalo efa any ambany faladia
Ireo mody tsy tia nefa mankafy
Eo tsisy mpandresy afa-tsy anakiray
Aza mitata amin'ny zavatra tsy hay ny amboara efa ela no efa azonay.
Mixtape mivoaka poteko son iray...
Aiza ny moov moov?
Inona ny marina f'elah ohatrany miovaova
Ny vava akombony sa ela io mitady loza?
Ambarako eto fa tsy matahotra an'iza n'iza (Bresom, bresom)
Hmm...
Menace (Izay mazana ndrindra amireo.)
(Izay mazana ndrindra amireo.)
(Izay ihany no omena an'ireo.)
(Izahay ihany no miaramila eo.)
(Izahay mazana ndrindra amireo.)
FLAWLESS MUUUUUSIC
GVNG



Авторы: Harris Teddy


Kemyrah feat. Nar's Goat, Tahzar Ouleb, Kay'sh & Harris Teddy - A.K.A 47
Альбом A.K.A 47
дата релиза
11-01-2020



Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.