TSOTA - Atsantsa текст песни

Текст песни Atsantsa - TSOTA



Nody ventiny ny rano natsakaina
Ny MCnareo any hoento maka saina
Zay mahay manaja fa tsy midongy hajaina
Fa raha vao miblao elah dia afaka ravaina
Miezaha fa aza mitsifotsifotra ohatran'ny kodiarana vaky
Ny rap raha ts'isy an'i Tsota dia ohatran'i Rose nilaozan'i Jack
Ny kôziko sady manintsy no anatra
Misy hotsakoina ohatran'ny katy
Dia matoa za atao hoe requin!
Sady mahay miaro ah no mahay miattaque
Tsy zakanao raha isan'andro ah mandefa an'ilay kôzy mafonja
Fa raha vazo zato no itifiranao ahy
Dia voavaliko amin'ny vazo iray monja dia vita dia izay;bye bye!
Dia any ianao lanin'ny voay
Tandremo fa indraindray ny veloma tsy mandrapihaona fa mandrakizay
Ny ora mandeha mo ny fotoana koa mikisaka
Dia bobaka ny fatako fa vitsy ny atokisako
Anatin'ny airmax ah tsy misy sahy manitsaka
Dia hatramin'ireo rappeurs izay revenareo mifitsaka
Rehefa tezitra aza misendotra
Rehefa faly aza manome toky
Satria hono ny toky dia fitaka
Ohatran'ny sarinao ao amin'ny facebook!!Braaaah!
Refrain:Mody mandah fa manaiky(Reo)
Mody mandah fa manaiky fa vao tsy
Manaiky anah koa dia taraiky(Atsantsa)
Ampiakaro ny son0
Fuck izay miandry ny tsy fahombiazako
Izahay zandrikely fa mahalala fomba
Fa rehefa ilaina dia mihetsika tromba
Tonga amin'ny lera ny aty na dia gasy e!
Ra nareo basy vava dia izahay vavam-basy e!
Na ialahy mitraka,na ialahy resy
Na ialahy voa,na ialahy fetsy
Na ialahy kivy,na ialahy misaina
Na ialahy miezaka na be taraina
Eh!Eto vao hoe mampiseho fahalemena vao meh elah voafelaka
Aleoko mandeha ambaratonga toy izay misolelaka
Raha toa ka frère hamadika dia aleoko mifanena amin'ny mpamosavy
Aleoko manana namana sarin-dahy toy izay manana namana sarim-bavy
Miasa;miasa tsy mila mitata miresaka maro ô!
Ny laoka matsiro indraindray tsy hatsiarovana ireo izay matsiaro ô!
Ny vola no maha rangahy
Anontanio ry madimozely e!
Izay no mahatonga ny ankizin'lah miselfie any anatin'ny hotely e!
Atsantsa!Atsantsa
Yo frerot
303 301
Big up Thonio,Steve
Team requin
Yao S6-Jyz



Авторы: Tsota


TSOTA - Atsantsa
Альбом Atsantsa
дата релиза
22-10-2020




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.