Kresnik feat. Ryan Anthony - Wana Wanazy Lyrics

Lyrics Wana Wanazy - Kresnik



Ho ana sa ho anazy
Ho anazy
Ho anazy sa ho ana
Ho anazy
Madio fo izy miteny hoe za irery no ao ampony ao za irery no tiany ao
Hoe za irery no hitantana azy, izy manal'azy lasa milalao
Vo omaly izy taty amiko, mamimamy ny fofon'ainy namihana
Ana izy fa indraindray, nohefifiako satria tiako ny eo anilany
Maraindraina izy taty amiko, izaho koa tsy nahalala fa nakako fihany
Ohatrany hoe tsy sarotra ny miaina satria sambatra aho rehefa eo izy dia mahazo zay ilaiko
Ny azy fitaka ny vava, bika sy endrika ny azy mandravarava
Zao ny fony mivarolava, any an-tsaiko izy voafafa ny halaheloko nisava
Ho ana sa ho anazy? (Wana Wanazy)
Ho anazy sa ho ana (Wana Wanazy)
Ho ana sa ho anazy, izaho tamana tamin-tsika za mama eh
Ho anazy sa ho ana, izaho te hiala tamin-tsika sady tamana eh
Ho ento mora fa io anie sarotra amiko
Ratsy tsy voatery anao saro-tava
Ny ho avin-tsika anaty sarisary
Ny hatoky anao anie mbola sarotra
Tsy aiko, aleo zay fikanao fa izaho tsy hiantso tody
Ndana olon-kafa indray ataovy fanafody
Raha mbola sahy ianao dia manaraha
Tena tsy aiko, aleo zay fikanao fa izaho tsy hiantso tody
Ndana olon-kafa indray ataovy fanafody
Raha mbola sahy ianao dia manaraha
Ho ana sa ho anazy? (Wana Wanazy)
Ho anazy sa ho ana (Wana Wanazy)
Sao dia ny an-tsika sy ianao, sao dia lay isika sy ianao
Lasa hanimba ny sainao, aiko hoe ho anenenanao
Sao dia hiverina ianao izaho efa nanasa tanana zao
Aiko ianao mahasahy, mahasahy mahasahy
Masahy mikasa, manadala ny foko efa lasa
Ho ana sa ho anazy? (Wana Wanazy)
Ho anazy sa ho ana (Wana Wanazy)



Writer(s): Kresnik Tommy


Kresnik feat. Ryan Anthony - Wana Wanazy (feat. Ryan Anthony) - Single
Album Wana Wanazy (feat. Ryan Anthony) - Single
date of release
20-06-2022




Attention! Feel free to leave feedback.