Ariane - Ampelatananao paroles de chanson

paroles de chanson Ampelatananao - Ariane

Endrey ilay fitia, Natolotrao ahy Nomenao ilay hosotra hanafak'ahy
Fa Ray ooo, tsara ianao
Ianao mpiandry ondry, tsara fanahy
Tsy mba manary na mpanota aho
Fa Ray ooo, tsara ianao
Fa ianao mpamindra fo
Fa ianao mpanome soa
Am-pelatananao, ny faniriko hatrizay ny eo akaikinao
Ny fahasoavanao,
No nahatoy izao ahy sy mahatsara be fitia ianao Mandrakizay

Am-pelatananao...
Ianao ilay masoandro, mamiratra ho ahy
Tsy mety maty fa mamelona ahy
Fa Ray ooo, tsara Ianao
Ianao mpiandry ondry, tsara fanahy
Tsy mba manary na mpanota aho
Fa Ray ooo, tsara Ianao
Fa Ianao mpamindra fo
Fa Ianao mpanome soa
Am-pelatananao, ny faniriko hatrizay ny eo akaikinao
Ny fahasoavanao,
No nahatoy izao ahy sy mahatsara be fitia ianao Mandrakizay
Am-pelatananao, ny faniriko hatrizay ny eo akaikinao
Ny fahasoavanao,
No nahatoy izao ahy sy mahatsara be fitia ianao Mandrakizay
Am-pelatananao
Fa tsara Ianao, fa Ianao mpanome soa
Ho deraiko tokoa Ianao ry ilay Tsitoha
Am-pelatananao, ny faniriko hatrizay ny eo akaikinao
Ny fahasoavanao,
No nahatoy izao ahy sy mahatsara be fitia ianao Mandrakizay
Am-pelatananao, ny faniriko hatrizay ny eo akaikinao
Ny fahasoavanao, no nahatoy izao ahy sy mahatsara be fitia ianao
Mandrakizay
Am-pelatananao

Ariane - Best of Ariane
Album Best of Ariane
date de sortie
22-03-2019

Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.