Kemyrah - Vola Maloto 2.0 paroles de chanson

paroles de chanson Vola Maloto 2.0 - Kemyrah



Ayayayay
Vola! Vola! Vola!
Ayayayay
Mampivadika jiolahy
Ayayayay
Ouh ohh
Yeah
Tsy misy mazava ny anaty ny saiko
Maizina ny lalako satria ny vola no mitantana ahy
Ilay mody rahalahy, efa ela ireny no tsy aiko
Satria ny vola lesy tsy maha mpirahalahy
Vola dia vola dia vola
Izay ihany no anaty loha
Aty tsisy fahagagana f'izay mitifitra no mahavoa
Avelao hiteny eo izy
Fianakams no mandeha aloha
Tsy hisy hasolo an'ireo zany
Ireo ihany ny ahy no mankarary fo ahy
Mama, hifonana fa ny life mamay
Mila miketrika, mandoto tanana koa indraindray
Vali-babena no omeko, peu importe ny moyen
Na dia masika, miaro ny fianakaviany foana ny requin
Oh no! Vola no maha ory antsika izao
Ao fa manomboka androany zaho hitady
Tsy maintsy tafa ianao ry mama izay no atao
Aza manahy ianao fa zaho io anie tsy ho faty
Mbola sarotra ny ady, fa tsy maintsy hoe enjanina mafy ilay tady io
Tsy maintsy tafavoaka na dia mafy aza ny tadio
Tadidio fa zah miafy
Ny ampiasaiko sandry
Vola maloto no hanafenako ny arina an-tava
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Ny hatsarako tsy ho lany
Heyiii
Vola, io ihany no vahaolana
Tsy maintsy ho takariko na dia lavitra be aza ny volana
Mifona aho
Raha hanao vola maloto a
Fa tsy maintsy ho voavidiko ho anao ry mama ny villa
Fijaliana hatramin'izay
Ho avadintsika fifaliana izy ankehitriny
Tediavina foana na mahamay
Izany tsy hifanomezan-tsiny
Braquage, vola, gang
Vola amin'ny gony tsy maintsy robaiko
Hampiadanana an'ilay sombin'ny aiko
Tsy quoi izay hiafarany, efaiko
Ny zavatra rehetra misy sarany
Ny fahasambarana misy sary
Rehefa ho an'ny family
Na ny famonoana aza misy rariny
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Ny hatsarako tsy ho lany
Heyiii
Vola, io ihany no vahaolana
Tsy maintsy ho takariko na dia lavitra be aza ny volana
Vonona aho
Raha hanao vola maloto a
Fa tsy maintsy ho voavidiko ho anao ry mama ny villa
Ayayayay
Vola! Vola! Vola!
Ayayayaya
Mampivadika jiolahy
Ayayayaya
Jiolahy dia jiolahy
Ayayayaya
Kemyrah! Flawless gang gang



Writer(s): Andrianiaina Tahiana


Kemyrah - Mood
Album Mood
date de sortie
14-11-2020




Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.