Nanté98 - 98% paroles de chanson

paroles de chanson 98% - Nanté98



Neuf huit,
Peaceful
Hiranay iray zao mahatara apis folo
Raha toa ialahy mitady dia misy foana
Anaty pe-ra ry Fuego no dispo
Reo rap-na mpiondana disco, pages-na memes no ataony piston
Manaiky ana daholo, na ny old aty ary sahiko antsoina hoe fiston
Miatota @ tany dia R.I.P ny tarehy
Tsy miresaka pxry @ tary aho
Izay rehetra nitady anakihana lasa mpankafy tsy fidiny anay sao dia Taraiky.
Tsisy hoe matikambo raha ny olona handresy anay aloa mbola baraingo
Anatina feats na anatina barèmes
Tongava raha paré.
Fa tandremo sao maty mitaraina
Tsy ekipa tsony fa Mafia ny gang raha sera'na moly ty dia izaho no parrain
Tsy mahatoky ny aloko akory aho fa paro
Raha famonoan'olona ny egotrip efa kobon'la zahay ambadika barreaux
Miodina tsara n'biff dia tairo fa miodina tsara n'detail
Tairo fa alaiko n'kishta
Anatin'ny ekipanao tsisy fa bâtards
Mameno ny tanàna
Mameno an'i Tana
Vao mlatsaka feno n'tamàna
Ny vokatray hoentiny mi-balade
Tairo f'alaiko raha misy maille
Zay aho vo mitsiky
Hoento tsy ilaiko ny apis'nao
Hainao ny tian'io hoe iza amtsika
Fans antsika io ny farany ah
Tsy mitsaoka aho na tsisy empire
Fantatr-tsika io ny farany hoe iza n'teo foana iza no tsia
2 izaho mi-découpe
Voatsipindy indray-pa ialahy tonga dia mipitika:
Antsoy aho hoe Deku
Eny ambony terrain izaho Deco
Anaty showcase izaho déco
Feno fake ny té-cô dia izaho tsy nangataka 2 coups
Raha tia hanandrana ialahy dia tongava Fa ataoko potika tsara ny décor
Manao zay mety ialahy fa ts'mdécolle
Ataoko mtapy
Ts'koboko ialahy
Ts'koboko io bandy io fa esory tany mandefa mp aty doly r'kiala hoe tiany hono za fa zaho nga nanontany
Izaho nga Nanté.
Izaho n'virus-ko ato
Ataoko reo na solo VS squad
Manomboka androany aho antsoy hoe star fa potiko fona raha mbola insta
Carrière an'zala ty mbola instable, Zanen
Tsy mila an'ialahy ao antrano tsony izy satria efa zaho no eto
Miodina tsara n'biff dia tairo fa miodina tsara n'detail
Tairo fa alaiko n'kishta
Anatin'ny ekipanao tsisy fa bâtards
Mameno ny tanàna
Mameno an'i Tana
Vao mlatsaka feno n'tamàna
Ny vokatray hoentiny mi-balade
Tairo f'alaiko raha misy maille
Zay aho vo mitsiky
Hoento tsy ilaiko ny apis'nao
Hainao ny tian'io hoe iza amtsika
Fans antsika io ny farany ah
Tsy mitsaoka aho na tsisy empire
Fantatr-tsika io ny farany hoe iza n'teo foana iza no tsia



Writer(s): Nanté Andrianina


Nanté98 - LIOR.
Album LIOR.
date de sortie
27-05-2022




Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.