Kresnik - Sturdy текст песни

Текст песни Sturdy - Kresnik



Sturdy, let's get it
Mbola kanto no Mona Lisa n'iza mandihy
Syga foana ny guedro
Valala ifanapahan'ra Pedro
Tsiambaratelo s/o Tetro
Nsovaliko ny rap à la Pedro
Aza misy mteniteny
Fa reo opps ho ataoko mipenipenina
Rookie de miseo mipendipendina
Dia lozany zala mipelipelika
Nefa tsy zay lay moov'
Fa lay OS lasa puriste
Mijery anreo MC rehetra efa niova
Za tsy voatery manao zay tiany
Zay very tsy hita taminy dimy amby efapolo
Za tsy hitady tsy hitady anzany
F'aleoko mikiry ny akany ambony
Rehefa eny ah ikarakarakara ny RAD misaotra nanolokolo
Sturdy let's get it
Malagasy nefa manimba
Zay izesta dia maninona?
Efa lera mamaliza!
Mbola kanto no Mona Lisa
N'iza mandihy
Zay manaraka avy ato arina
Tairo mikisakisà ho ary
Fombafomba rehetra tsy arina
Fuego ny homies f'ianao no iza no anankana anay?
Te hanaraka anay mila mi pactise zay zay vo mandray
Koboko zala fa handah, dia za koa anisany
Any anatin'ny aizina no ahitako hazavana fa tsy tia mitambatra amin'ny any lisany
Zay manala manalazy manala foana s'isank'hariva
Mavokely ny lokon'ny juice ohatran'ny plis ny apis an'iza?
Odeb oh no efa quali ny a-ka-li mivovo mila kaly
De tsy maintsy mi kill it...
Sturdy let's get it
Malagasy nefa manimba
Zay izesta dia maninona?
Efa lera mamaliza!
Mbola kanto no Mona Lisa
N'iza mandihy
Zay manaraka avy ato arina
Tairo mikisakisà ho ary
Fombafomba rehetra tsy arina
Misekaseka io miseka ana
Misananaka samy sahy koa zay
Misababaka tsisy sakana
Nenay sambo nenazy lakana
Alab ray de niletika izy rehetra
Lalina tsara ohatrany filatsahako
Eny ambony prod za manimba
Malagasy zay fa tsy simbany
Sturdy let's get it
Malagasy nefa manimba
Zay izesta dia maninona?
Efa lera mamaliza!
Mbola kanto no Mona Lisa
N'iza mandihy
Zay manaraka avy ato arina
Tairo mikisakisà ho ary
Fombafomba rehetra tsy arina



Авторы: Kresnik Tommy


Kresnik - T R I L L
Альбом T R I L L
дата релиза
29-07-2022




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.