Kemyrah - Boky vaovao Songtexte

Songtexte Boky vaovao - Kemyrah




Tsisy afaka ny hiteny ahy, sy handrara
Fa ny anatin'ny foko ianao ihany no mahalala azy
Tiako ianao, tiako ianao
Tsisy afaka ny hamaritra an'izay anjara
Dia za koa tsy hiady varotra no tsy hikafara
Hoe 'zaho no tokony anilanao
Sa izay ve ilay lahatra, sa ianao no tsy anjara
Nosoloiko ny boky raha izaho no nanao ny tantara
Nasiako ana, dia mba nasiako anao
Fitiavana be izay no natao kilalao
Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e
Hanambarako ny fitiavako anao
Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e
Inty aho miaraka boky vaovao
Hainao, hainao, hainao, hainao
Tia anao zaho
Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho
Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho
Mihaino aho, mihaino aho
Hainao, hainao, hainao, hainao



Autor(en): Andrianiaina Tahiana


Kemyrah - Boky vaovao - Single
Album Boky vaovao - Single
Veröffentlichungsdatum
19-10-2022




Attention! Feel free to leave feedback.