Songtexte Raha Ho Avy Ralala - Samoela
Raha
ho
avy
Ralala
ny
taona
hodiako
Ao
ambanin'ny
tany
tsindrian-drangolahy
Ka
vato
no
solo
kidoro
hatoriako
Izao
no
mba
zavatra
hataovinao
ahy
Voleo
voninkazo
eo
an-dohan'ny
fasako
Fotsy
sy
mavo
ary
manga
sy
mena
Ka
avelao
haniry
eo
mandram-pifohako
Mba
hatsiarovako
ilay
fanekena
Ny
fotsy
ho
marik'ilay
fahadiovana
Misy
aminao
tsy
mba
azo
lotoina
Soratra
velona
tsy
azo
vonoina
Io
no
horim-bato
izay
nifanaovana
Ny
endriny
mavo,ny
fofony
manitra
Dia
fivavahana
ataoko
any
an-danitra
Mba
hitsinjovany
anao
tsy
ho
irery
Ombany
raha
sendra
tsy
misy
mpijery
Ny
manga
ho
marik'ilay
fihafiana
Niaraha-niaritra
zava-mangidy
Dia
ilay
andro
namoizana
ilay
fifaliana
Niaraha-niaritra
zava-tsy
fidiny
Ny
mena
ho
taratry
ny
afo
tsy
maty
Mirehitra
lava
ao
anaty
ny
foko
Io
ilay
fitia
fitia
tena
anaty
Fitia
vokase
sy
voatomboka
loko
Ny
fasako
ataovy
eo
an-drefan-tanana
Ataovy
mikasika
ny
ila-kamory
Soraty
eo
ny
tenin'ny
fanantenana
Tsy
maty
aho
akory
fa
mbola
matory
Ny
moron'ny
rano
voleo
volotara
Ka
jerijereo
aza
avela
ho
maina
Tarafo
eo
aho
fa
tsinjonao
tsara
Tsy
hiala
eo
aho
raha
tsy
efa
maraina
Na
dia
maty
aza
anie
izany
tenako
be
Ka
hiraraka
an-tany
ny
rà
ao
am-poko
Ny
fitiavako
anao
ka
betsaka
anie
Tsy
mba
ho
faty
tsy
mba
ho
lo

1 Mamirapiratra
2 Hiverina
3 Mambabo
4 Io Aloha
5 Vadiko
6 Izy Irery
7 Aza Arianareo
8 Mandeha
9 Trosa
10 Raha Ho Avy Ralala
Attention! Feel free to leave feedback.