Songtexte Anadeew - Ryan Anthony , Kresnik , Spvce Chen
Mahita
anazy
aho
mikipy
oe
Yeah
yeah
Meloka
aho
f'izaho
tsy
hanadino
anao
Izaho
tsy
ahavita
ny
anadino
eh
Miraikitra
ato
an-tsaiko
ilay
tsikinao
Raha
mahita
azy
aho
mitsiky
ho
azy
Na
tsy
fanahy
iniako
aza
Masonao
mijery
anah
fa
izy
ihany
Fa
izy
ihany
mahadizina
ahy
Oh
mama
eh
Topimasonao
dia
nahatamana
ahy
eh
Tsikitsikinao
namiratra,
nambabo
Raha
ny
satriko
ianao
aloha
dia
ho
anah
eh
Nahita
anazy
aho
Tsy
sahy
nanantona
fa
maso
mandeha
hoazy
Izaho
tsy
ahazo
azy
any
Hafa
mintsy
ianao
na
betsaka
ny
tsara
Izaho
mila
weed
Izaho
mila
dizina
Hanadinoko
ny
momba
azy
Tsy
hita
ny
lalak'ombana
Isaky
ny
mahita
anazy,
izaho
te
hijery
azy
Izaho
tsy
te
ho
very
azy
ah
Tsita
tsony,
te
hijery
azy
aho
Izaho
mila
mi-bédave
Izaho
"anadeew"
Les
sentiments
que
j'avais
pour
elle
Etaient
tellement
énormes
tel
un
globe
terrestre
Tout
cela
disparait
Une
fois
que
je
fume
de
la
deew,
avec
mes
reufs
Son
style
est
plutôt
chill
Elle
était
unique
en
son
genre
Le
flow
qu'elle
possède
m'attire
Je
pense
toujours
à
elle
comme
si
elle
m'a
jeté
un
sort
Nahita
ny
masony
aho
dia
tafalatsaka
Niezaka
mafy
aho
fa
toa
tsy
nahasahy
Mandray
"Amnesia"
aho
mba
hanadino
anao
Ny
ahy
ny
faniriko
oe
mba
"she
is
mine"
Izaho
mila
weed
Izaho
mila
dizina
Hanadinoko
ny
momba
azy
Tsy
hita
ny
lalak'ombana
Isaky
ny
mahita
anazy,
izaho
te
hijery
azy
Izaho
tsy
te
ho
very
azy
ah
Tsita
tsony,
te
hijery
azy
aho
Izaho
mila
mi-bédave
Izaho
"anadeew"
Izaho
efa
mahatsiaro
sisa
Ny
hanadino
anao
tsy
vitako
Isan'andro
izaho
mi-bédave
Tsy
hita
intsony,
io
samy
vita
Lasa
ianao,
lasa
any
veloma
Lasa
ianao,
lasan'ny
lerony
Yeah
yeah
yeah
yeah
Maso
koa
tsy
itondra
mody
Tsara
ianao,
fa
tsy
ho
anah
akory
Sa
beauté
était
fatale
Reveko
izy
fa
tsy
fantany
Na
dia
diso
ary
izaho
tsy
hititia
fahatany
Tiako
alaina
ny
fo
sy
ny
vatany
Fa
tsy
ho
hitako
intsony
izy
eh
D'efa
atao
veloma
izy
eh
Izaho
mila
weed
Izaho
mila
dizina
Hanadinoko
ny
momba
azy
Tsy
hita
ny
lalak'ombana
Isaky
ny
mahita
anazy,
izaho
te
hijery
azy
Izaho
tsy
te
ho
very
azy
ah
Tsita
tsony,
te
hijery
azy
aho
Izaho
mila
mi-bédave
Izaho
"anadeew"
Izaho
mila
weed
Izaho
mila
dizina
Hanadinoko
ny
momba
azy
Tsy
hita
ny
lalak'ombana
Isaky
ny
mahita
anazy,
izaho
te
hijery
azy
Izaho
tsy
te
ho
very
azy
ah
Tsita
tsony,
te
hijery
azy
aho
Izaho
mila
mi-bédave
Izaho
"anadeew"
Attention! Feel free to leave feedback.