Lyrics Lôl - Samoela
Ny
anarako
Samoela
(Bonjour
Samoëla)
Za
bandy
tsy
werawera
Sanatria
aminay
ny
miseho
milay
Zay
tsy
mpanongana,
manafay
Mitory
ny
hafatra
no
asanay
Ny
vaovao
tsy
ho
lany
Ny
pasinay
tsy
ho
lany
Miara-manopo,
miara-mitolona
Miara
- mandroso,
miara-miroule
Tsy
misy
kale,
rehefa
samy
vonona
Lol
...
Tompokolahy
sy
tompokovavy
an!
Ry
vahoaka
manatrika
etoana
an!
Midera
anareo
zahay,
ny
soa
izay
nataonareo
Ny
tsara
nomenareo,
ny
vola
narianareo
taminay
Diniho
anie,
jereo
anie,
hevero
anie
Raha
ny
asa
no
lazaina
Raha
mozika
no
visaina
Kalamina
ny
saina
Lafatra
ery
ny
aina
Mety,
ho
feno
anareo
ndray
ny
fety
Misaotra
anareo
ry
reto
Nihaino
nareo
ry
reto
Zay
hevitro
no
lazaiko
Zay
namizana
ny
saiko
Zay
hitako,
notantaraiko
Zay
henoko,
no
nampitaiko...
Lol
Misaotra
anareo
aho...
Lol
Mankalaza
anareo
aho...
Lol
Maka
anareo...
Lol
Mitantara
ny
zava-misy
aho
Mahatsiaro
n'izay
lasa
Mandinika
izay
mitranga
aho
Maminany
izay
ho
avy...
Lol
Tsy
mba
ni-finte
aho...
Lol
Ka
raha
nety
ny
natao
Raha
nahafaly
anao
Hasambarana
ho
anao
Fiadanana
ho
anao...
Lol
Tsara
tso-drano...
Lol
Voninahitra
ho
anao...
Lol
Mizesta
kely
eo...
Lol
'Zay
ny
kôzin'i
Samoela
(Merci
Samoëla)
Misy
apôka
aho
fa
tsy
mi-poera
Sanatria
aminay
ny
miseho
mahay
Zay
tsy
bôgosy,
nefa
milay
Misera
aminareo
no
asanay
Ny
revinay
tsy
ho
lany
Ny
pasinay
tsy
ho
lany
Miara-manopo,
miara-mitolona
Miara
- mivazo,
miara-mamorona
Raha
sendra
tsy
mety,
miara-mitotona
Lol

1 Miarahaba
2 Sambonay
3 Lôl
4 Ho Any Amin'i Piso
5 Remama
6 Valy Vato
7 Reko Mangotraka
8 Martine
9 Taraiky
Attention! Feel free to leave feedback.