Добавлять перевод могут только зарегистрированные пользователи.
Raha Ho Avy Ralala
Если настанет, любимая, мой смертный час
Raha
ho
avy
Ralala
ny
taona
hodiako
Если
настанет,
любимая,
мой
смертный
час,
Ao
ambanin'ny
tany
tsindrian-drangolahy
И
под
землей
меня
похоронят,
Ka
vato
no
solo
kidoro
hatoriako
И
камень
станет
изголовьем
для
меня,
Izao
no
mba
zavatra
hataovinao
ahy
Вот
что
я
прошу
тебя
сделать
для
меня:
Voleo
voninkazo
eo
an-dohan'ny
fasako
Посади
цветы
у
изголовья
могилы
моей,
Fotsy
sy
mavo
ary
manga
sy
mena
Белые,
жёлтые,
синие
и
красные,
Ka
avelao
haniry
eo
mandram-pifohako
Пусть
растут
там,
пока
я
не
проснусь,
Mba
hatsiarovako
ilay
fanekena
Чтобы
помнил
я
наш
договор.
Ny
fotsy
ho
marik'ilay
fahadiovana
Белый
цвет
- знак
чистоты,
Misy
aminao
tsy
mba
azo
lotoina
Той,
что
в
тебе
не
осквернить,
Soratra
velona
tsy
azo
vonoina
Живая
надпись,
что
не
стереть,
Io
no
horim-bato
izay
nifanaovana
Это
клятва,
что
мы
дали
друг
другу.
Ny
endriny
mavo,ny
fofony
manitra
Жёлтый
цвет,
его
сладкий
аромат,
Dia
fivavahana
ataoko
any
an-danitra
Это
молитва
моя
к
небесам,
Mba
hitsinjovany
anao
tsy
ho
irery
Чтобы
присматривали
за
тобой,
чтоб
не
была
одна,
Ombany
raha
sendra
tsy
misy
mpijery
Оберегали
тебя,
когда
рядом
никого
нет.
Ny
manga
ho
marik'ilay
fihafiana
Синий
- знак
нашей
печали,
Niaraha-niaritra
zava-mangidy
Мы
вместе
горечь
пережили,
Dia
ilay
andro
namoizana
ilay
fifaliana
В
тот
день,
когда
потеряли
радость
свою,
Niaraha-niaritra
zava-tsy
fidiny
Вместе
переживали
невзгоды.
Ny
mena
ho
taratry
ny
afo
tsy
maty
Красный
- отражение
вечного
огня,
Mirehitra
lava
ao
anaty
ny
foko
Что
горит
в
моём
сердце,
Io
ilay
fitia
fitia
tena
anaty
Это
любовь,
настоящая
любовь,
Fitia
vokase
sy
voatomboka
loko
Любовь
чистая
и
истинная.
Ny
fasako
ataovy
eo
an-drefan-tanana
Могилу
мою
сделай
на
краю
деревни,
Ataovy
mikasika
ny
ila-kamory
Пусть
касается
она
края
пруда,
Soraty
eo
ny
tenin'ny
fanantenana
Напиши
там
слова
надежды,
Tsy
maty
aho
akory
fa
mbola
matory
Я
не
умер,
я
просто
сплю.
Ny
moron'ny
rano
voleo
volotara
На
берегу
воды
посади
тростник,
Ka
jerijereo
aza
avela
ho
maina
Следи
за
ним,
не
дай
ему
засохнуть,
Tarafo
eo
aho
fa
tsinjonao
tsara
Я
буду
там,
ты
увидишь
меня,
Tsy
hiala
eo
aho
raha
tsy
efa
maraina
Не
уйду
я
оттуда
до
рассвета.
Na
dia
maty
aza
anie
izany
tenako
be
Даже
если
умрёт
моё
тело,
Ka
hiraraka
an-tany
ny
rà
ao
am-poko
И
кровь
моя
прольётся
на
землю,
Ny
fitiavako
anao
ka
betsaka
anie
Моя
любовь
к
тебе
так
велика,
Tsy
mba
ho
faty
tsy
mba
ho
lo
Что
не
умрёт
и
не
сгинет.
Rate the translation
Only registered users can rate translations.
Writer(s): Jasmina Ratsimiseta
Attention! Feel free to leave feedback.