Lyrics Io Aloha - Samoela
Io
aloha
no
misy!
Io
aloha
no
eo
Mila
asiana
tsikitsiky
Zay
zavatra
miseho
Andriamanitra
ambony
ao
Tsy
afa
- miangatra
ho
anao
Fa
raha
'ty
moa
par
tour
Dia
Tour-nao
zao
Zay
ilay
fiainana
eto
an-tany
Ndraindray
mety
ambony
Mety
ambany
Fonosy
vy
mbola
tsy
lera
Fa
tsy
maintsy
mihodina
ny
sera
Sanatria
tsy
manambany
Tsy
ampahafiriny
any
zany
Mba
jereo
ny
akaikinao
Fa
mangidy
noho
ny
anao
Ry
Kala
lija
makorelina
Ry
Doara
hiverina
eny
am-ponja
Ry
Gila
be
le
- mpanapoaka
Niharan'ny
tena
fitsaram-bahoaka
Mivangongo
be
ny
olana
Isika
miady,
mifanolana
Zaka
be
tsy
normaly
Ho
faty
ihany
no
iafarany
Sanatria
tsy
hoe
mandatsa
Fa
izay
miezaka
no
tafa
Raha
taraina
lava
tsisy
farany
Androrosy
no
anarany
Sanatria
tsy
ratsy
saina
Fa
mila
potserina
ny
vay
Mila
mijoro
rehefa
ilaina
anie
Manontany
rehefa
tsy
hay

1 Mamirapiratra
2 Hiverina
3 Mambabo
4 Io Aloha
5 Vadiko
6 Izy Irery
7 Aza Arianareo
8 Mandeha
9 Trosa
10 Raha Ho Avy Ralala
Attention! Feel free to leave feedback.