Lyrics Tony Montana - VoayGang
Izaho
negro
mila
rich,
speed,
androany
fa
tsy
rapitso
bitch
Hibahana
ny
pocheko
tsy
ho
feno
mapessa
Fuck
tonga
dia
matesa
Money
ihany
izahay
vao
miresaka
OK
ny
mangamanga
vao
mandeha
izaho
Anaty
sera,
tsy
mfrickl
Ny
tanjona
ohatran'i
Don
Sosa
Angoniko
ny
manga,
mena,
mavo
Mandohalika
aminah
daholo
izay
mandalo
Pata
aho
tsy
miasa
adin'ny
valo
Fa
hatreto
mbola
nofy
ihany
zany
Fotoana
volamena,
raha
isera
vola
omena
Fa
ny
fisaorana
tsy
manangana
Villa
Zay
nôfa
tonga
dia
lemako,
ny
ao
andohako
ao
kanefa
Ny
ao
andohako
mijanona
ho
nofy
ihany
Te
hiaina
otrn
Tony
Montana
Tony
Montana
nefa
film
Tsisy
Versace
tsisy
prada
tsisy
Gucci
Tsy
voatery
hitovy
amin'
ry
kindy
Tokony
hadio
ny
foko
sy
ny
fanahy
Nefa
hardcore
loatra
eto
tsy
ilana
an'izany
Koboko
ny
ratsy
sy
ny
tsara
Nefa
samy
ataoko
Nofisinay
ny
vie
de
luxe
fa
ohatran'ny
hoe
milay
be
poux
Iacth-b
mameno
villa,
ny
peuple
milela
molotra
Fuck
ilay
kozy
hoe:
"mandalo
ny
harena
be"
Mila
pata
be,
fa
oay
lele
Ilaiko
ny
kepa
be,
tsy
ahoako
izay
Mausolée
Courage
izay
hitondra
anah,
sorry
désolé
Tsotra
be
ny
revy
ny
ahy,
ohatran'ny
an'i
Montana
Zendanako
ny
costard,
dia
tsy
kobo
ny
fahotana
Te
hiaina
otrn
Tony
Montana
Tony
Montana
nefa
film
Tsisy
Versace
tsisy
prada
tsisy
Gucci
Tsy
voatery
hitovy
amin'
ry
kindy
Tokony
hadio
ny
foko
sy
ny
fanahy
Nefa
hardcore
loatra
eto
tsy
ilana
an'izany
Koboko
ny
ratsy
sy
ny
tsara
Nefa
samy
ataoko
Mihodihody
erakan'ny
faritry
White
bitch
agnaty
BACKSEAT
Kara
tsy
hofaty
ny
aiñy
Mibaby
olagna
fa
tsisy
mahatsikaritry
Anh
anh
Hevitrako
fa
mahay
mihitatra
Fa
maty
rango
ela
fahignako
Damby
nenay
fa
mifikitra
woah
Milomagno
agnatiy
Nofy
za
difitra
Mijaly
nefa
maditra
VoayGang
hono
lasa
VoayMafia
ouh
Te
hiaina
otrn
Tony
Montana
Tony
Montana
nefa
film
Tsisy
Versace
tsisy
prada
tsisy
Gucci
Tsy
voatery
hitovy
amin'
ry
kindy
Tokony
hadio
ny
foko
sy
ny
fanahy
Nefa
hardcore
loatra
eto
tsy
ilana
an'izany
Koboko
ny
ratsy
sy
ny
tsara
Nefa
samy
ataoko
Attention! Feel free to leave feedback.