paroles de chanson Am-parafara - Kemyrah
An
han
Yes
ai
Kemyrah
in
the
mic
zany
Oh
ry
Bella,
aleo
tsy
tohizana
androany
intsony
Ilay
tantaran-tsika
omaly
e
Fa
io
nge
hoa
dia
juste
nandalo
Samy
naka
fafiny
dia
aveo
koa
samy
faly
e
Fa
ianao
anie
hoa
mitady
andray
am-po
Ilay
kozin-tsika
roa,
ilay
teny
am-parafara
ah
Kanefa
hoa
tsy
tafa
fa
sao
dia
izany
indray
no
ampisy
olana
amin'ny
zanaka
amam-para
Ilay
izy
nge
hoa
just
passage
Revirevy
fa
tsisy
idirana
fitia
Isika
roa
ny
anaty
lamabahoany
Miala
teo
izay
tsy
izy
tsisy
idiran'ny
hafa
'ty
Fa
Ilay
izy
revy
miainga
Za
anie
kobonao
fa
za
anie
efa
manatompo
oh
oh
Ekena
hoe
samy
ngoma
isika
fa
za
ne
ry
joba
mba
mataotra
an'I
Tompo
oh
oh
Ouay...
mirangorango
be
hoa
ianao,
manao
hoe
miaou
miaou
miaou
Miaou
miaou
miaou
Ouay...
nefa
nge
tsy
mety
hoa
ry
sipa
Sao
dia
mba
laniko
eo
ianao,
laniko
eo
ianao,
hoy
izaho
hoe
non
non
non
Ka
aza
miala
aloha,
fa
izaho
nge
mbola
vonona
ny
ampanaram-po
Ra
atao
hoe
parsi,
na
tsy
ankisoto-pataloha
F'ianao
ve
tsy
mahita
hoe
mpinamana
no
tsara
Izany
tsy
mahasakana
tsy
ho
eny
am-parafara
ka
Fa
tsy
ato
amin'ny
tànana,
kobonao
fa
masiaka
be
hoa
ny
madamako
oh
Aleo
misera
maivana
any
anatin'ny
Fb
Mande
plan
karaks,
mande
plan
cuvé
Aza
manontany
hoe
izy
ity
plan
cul
ve?,
fa
antanio
I
Akon
Amin'ilay
laniny,
tandremo
sao
laniny,
tandremo
sao
laniny
oh
nanana
Ouay...
mirangorango
be
hoa
ianao,
manao
hoe
miaou
miaou
miaou
Miaou
miaou
miaou
Ouay...
nefa
nge
tsy
mety
hoa
ry
sipa
Sao
dia
mba
laniko
eo
ianao,
laniko
eo
ianao,
hoy
izaho
hoe
non
non
non
Io
ndray
an
Be
dongidongy
kely
ianao
io,
fa
tsy
maninona
izany,
dadatoa
koa
vonona
ny
ampifaly,
yes
ai
1 Intro
2 Fawless
3 You Lose
4 You know
5 Iza marina
6 Inch'Allah
7 O.U.T
8 Kemy-Rap
9 Ny lalako
10 Game no limit
11 Kemy-rap 2.0
12 R.T.V
13 Real
14 Vola Maloto
15 Warrior
16 Akorinao zay
17 Y.A.T.B
18 Am-parafara
19 Zara Zina
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.