paroles de chanson Mission - Kemyrah
Hmmm
an
an
an
(Kemyrah
you
know,
Flwlsgng)
Ianao
mila
Gucci
Villa
Mila
m'shoping
mila
ho
isan'andro
Maka
lagy
ianao
vao
tsy
misy
vola
Omenao
lamosina
tsy
misy
dona,
rehefa
miady
Lazaina
fa
ilay
hoe
fitiavana
no
atao
manjaka
Nefa
toa
vao
ratsy
laoka
enao
dia
efa
mandàka
Izay
vava
avoakanao
rehetra
toa
mandratra
Ilay
filam-baninao
toa
lasa
efa
mahazatra
Matoa
izaho
miala
maraina
ny
hariva
vao
mody
Miketrika
ny
ahatafa
an-tsika
fa
tsy
nitady
Vo
la
no
notadiaviko
fa
tsy
hoe
nandeha
nidola
Izay
heritreritrao
fa
na
ny
voloko
ary
sola
Fa
izay
mihitsy
ny
ahy
ny
mission
Tsy
variana
amin'izay
misy
eo
Fa
hiketrika
hitady
millions
Raha
lasa
ianao
dia
izaho
tsy
hitady
vaovao
Fa
tsisy
lera
ho
laiana
eo,
fa
aleoko
mitady
an'ilay
pognons
an
an
an
F'inona
no
tsy
efa
nataoko
Fa
isan'andro
aho
toa
voa-fuck
Izay
ezaka
ataoko
toa
tsy
ampy
tsy
hoe
maninona
Ilay
toetra
ratsinao
mihitsy
no
toa
fanahinina
Ianao
ity
tia
mivoaka,
tia
manalazy
Nefa
ny
dépenses
anao
tsy
araka
mazava
ho
azy
Ilay
vola
revinao
isan'andro
efa
tsy
vazivazy
Tsy
hoe
ny
fitiavako
anao
dia
iny
za
hibaby
sazy
Jamais
Relation
toxique,
efa
tsy
mety
intsony
ny
amin-tsika
Ekeko
ianao
mitady
kiff
Fa
za
kosa
tsy
hamelona
sipa
maditra
Aleo
vitaiko
ny
ahy
ny
mission
Aleo
angoniko
ny
ahy
ny
million
Izay
mahasoa
ny
ahy
ny
mandeha
avant
(efa
hainao)
Fa
izay
mihitsy
ny
ahy
ny
mission
Tsy
variana
amin'izay
misy
eo
Fa
hiketrika
hitady
millions
Raha
lasa
ianao
dia
izaho
tsy
hitady
vaovao
Fa
tsisy
lera
ho
laiana
eo,
fa
aleoko
mitady
an'ilay
pognons
an
an
an
Tsy
hoe
ianao
mihitsy
no
tsy
tiako
fa
désolé
Fa
aleoko
mikaroka
an'ilay
bénèf
aloha
bébé
Fa
tsy
ao
aminao
mihitsy
ilay
faharetana
e
De
aleo
ianao
miala
bye-bye
de
désolé
Bye-bye
de
désolé
Bye-bye
de
désolé
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.