paroles de chanson Alone - Kresnik
Alone
ohatrany
tsisy
mandratra
ahy
rehefa
alone
Tsy
matahoatra
tsisy
fisarahana
de
tsy
misy
ohatran'zay
koa
ny
friendzone
Ohatrany
hoe
za
le
teo
foana
Ho
an'ireo
sipa
nandaniko
fotoana
Nefa
miserana
otrany
lay
very
phone
Batard
tsika
satria
nisy
teo
ny
olona
napangatsika
Ny
hafana
nisy
tao
anaty
dia
ny
ratra
ho
takon'ny
tsiky
Manaraka
ahy
ny
axiété
Nefa
navita
niarina
ah
f'aokzay
ty
"Kres
oa
aza
simba
tsony"
Aiko
hoe
ratsy
ny
lasako,
fuck
zay
tia
Ratsy
ny
mandeha
rery...
rehefa
tsy
misy
amour
propre
Fiainana
célibataire
na
"c'est
un
batard"
izaho
efa
propla
Fotoana
hihavanana
aminy
tena
lay
manirery
anakomana
ny
fery
Nefa
aiko
hoe
mila
misokatra
aminy
hafa
foana
aho
halalako
zay
mistery
Dia
misokatra
aminao
ny
foko
Atelomy
ao
anatinao
ao
lay
clé
an'i
gadenat
enao
ny
tompony
Velona
ny
bandy
kely
fa
mba
isao
isao
lo
ny
ratra
sy
fery
tao
ampony
Dia
mianara
manaiky
hoe
ny
olona
halahelovanao
tsy
malala
ny
fisinao
intsony
Dia
mianara
manaiky
hoe
ny
olona
halahelovanao
tsy
matsiaro
ny
fisinao
intsony
Alone
ohatrany
tsisy
mandratra
ahy
rehefa
alone
Za
mila
anao
foana
any
anatiko
lalina
za
mila
love
Alone
ohatrany
mila
anao
aho
rehefa
alone
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.