paroles de chanson Ampianaro Aho - Mr Sayda
Aza
avela
fa
Tia
anao
aho
Hoento
any
aminao
any
hoento
anao
aho
Aza
avela
fa
Tia
anao
zaho
Mbola
tena
Zaza
mbola
tena
Mila
anao
zaho
Nisy
nampifaly,
nisy
nampahory
Indraindray
nampijaly,
tsy
nampahita
tory
Dia
nahasaropiaro
indraindray
toa
nankarary
andoha
Efa
saika
hiverindalana
Aho
fa
tsy
zakako
Dia
mbola
io
ianao
ilay
ohatry
ny
omaly
Tsy
laitran'ny
ozona
tsy
mety
marary
Dia
mbola
io
ihany
koa
Aho
ilay
ohatry
ny
omaly
Na
himenomenona
eo
Aho
na
mbola
hifamaly
Dia
mbola
io
ihany
isika
roa
ohatrany
omaly
Taratasy
miforiporitra
io
fa
tsy
miova
ny
sary
Ka
mbola
ho
tohizantsika
roa
miara
makany
Na
hiaraka
hiomehy
isika
na
hiara
hitomany
Hanaraka
anao
ho
toy
ny
alokao
Na
aiza
n'aiza
alehanao
Hanaraka
anao
ho
toy
ny
alokao
N'a
aiza
n'aiza
alehanao
Eo
foana
Aho
Dia
eo
foana
ianao
Malala
o
AMPIANARO
mitia
Aho
Eo
foana
ianao
Dia
eo
foana
Aho
Tsy
misaraka
fa
miara
mandeha
Aza
avela
fa
Tia
anao
aho
Hoento
any
aminao
any
hoento
anao
aho
Aza
avela
fa
Tia
anao
izaho
Mbola
tena
Zaza
mbola
tena
Mila
anao
aho
Dia
mba
hoento
any
Aho
fa
aza
avela
eto
Andraraho
fitiavana
manentoento
Raha
misy
ny
tsy
aiko
Dia
mba
AMPIANARO
AHO
Raha
latsaka
andavaka
Ampiakaro
aho
Dia
mba
hoento
any
Aho
fa
aza
avela
eto
Andraraho
fitiavana
manentoento
Raha
misy
ny
tsy
aiko
Dia
mba
AMPIANARO
AHO
Raha
latsaka
andavaka
Ampiakaro
aho
Hanaraka
anao
ho
toy
ny
alokao
Na
aiza
n'aiza
alehanao
Hanaraka
anao
ho
toy
ny
alokao
N'a
aiza
n'aiza
alehanao
Eo
foana
Aho
Dia
eo
foana
ianao
Malala
o
AMPIANARO
mitia
Aho
Eo
foana
ianao
Dia
eo
foana
Aho
Tsy
misaraka
fa
miara
mandeha
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.