paroles de chanson Voalohany - Nanté98
Tohizako
ny
lalako
Tsy
mitodika
any
ariana
aho
Tsy
midongy
hiverina
aho
na
dia
ariana
ary
Ho
hitantsika
eo
foana
izay
tsy
real
any
aoriana
any
Karma
koa
tsy
misangy
SO
spvce
Tsy
nividy
likes
aho
zay
vo
mba
ni
perce
Zahay
zao
no
avenir
tsy
midika
zany
akory
hoe
zahay
no
fake
rehefa
tsisy
boom
bap
anaty
vibes
Fa
tsisy
boom
bap
anaty
Any
anatin'ny
haizina
no
hahitàko
hazavàna
Androany
koboko
hoe
ny
toetra
ratsy
kay
mbola
azo
ovaina
Aza
vahaina
aloa
ny
foko
raha
tsy
rehefa
mahazo
aina
Hanao
egotrip
sa
hiresaka
ampisainana
Miseo
mahay
trap
fa
nandalo
dia
niserana
Andihizako
ny
prod
satria
izaho
koa
nge
mi
assuraka
Eny
andàlana
aho
antsoiny
Tsisy
ambara
hafa
tsy
"sura"
"Elah
ve
lay
Nanté98,
tairo
lo
asiana
sary"
Asiako
tsiky
anaty
sary
dia
mandeha
aho
Fa
aveo
aho
tonga
saina
fa
tsy
nisy
tena
izy
ireny
tsiky
ireny
na
indray
mandeha
ary
Arovako
ny
saiko
mba
hampalasa
ana
fake
Za
tsy
manao
vava
raha
tsy
rehefa
any
anaty
rap
Arovako
ny
foko
mba
tsy
ho
ataon'ny
sipa
fako
Za
tsy
manao
vazo
raha
tsy
peaceful
track
Voalohany
aho
nirap
fa
tsy
farany
Voalohany
aho
nandainga
tamin'i
mama
fa
tsy
fantany
Voalohany
aho
niteny
hoe
"tiako
ianao"
fa
tsy
hay
raoviana
vao
hifàrana
Raoviana
vao
hiafàra
anaty
fasana
Raoviana
vao
ho
tratrako
ny
tanjona
hasambarako
Tsapako
ny
foko
mia
midoboka
dia
tsapako
otrzay
koa
ny
haseporako
Voalohany
aho
nandatsa
dranomaso
satria
tsapako
hoe
manery
ana
ny
dingana
efa
zakako
Avelako
ny
lasako
de
lalako
no
zorako
Lalako
no
zorako
Mandeha
mora
aho
miandry
varavarana
hisokatra
Koboko
hoe
natao
ho
ana
ny
rap
tamin
zaho
voalohany
nanambàra
zay
mba
Fietsehampoko
tany
anaty
soratra
Sarotra
ny
hiteny
nety
tsara
aho
tamin
isika
vao
voalohany
nisaraka
Any
anatin'ny
haizina
no
hahitako
azavàna
satria
reo
efa
mitambatra
Voalohany
aho
ni
rap
fa
tsy
farany
1 Voalohany
2 Masoandro
3 98%
4 Jereo
5 Avelao
6 Na firy na firy
7 Peace
8 Tiako koa maman
9 Interlude Peaceful Trvp
10 ALAB
11 Problems
12 Zeub
13 FVCKING BUG
14 Hatramin'izao
15 Interlude Peaceful Gvng
16 Tadidiko
17 Paradise
18 Phone
19 Làlana
20 Farany
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.