Ghettoven - Jägermeister текст песни

Текст песни Jägermeister - Ghettoven



Jagermeister Jagermeister
Anaty R.Rover, Anaty R.Rover
Omeko ny ce-for, Omeko ny ce-for,Omeko ny ce-for
Tout le monde d'accord, Tout le monde d'accord, tout le monde d'accord
Valaka misaona an reo maty
Tataka nson otran chatte
Elah mseo ho insolent
Za pire no elah zandry
Parcours no ifapitsarana
Ra ny lazako tsy ho tantaraina
Manodidina ahy iany no kopy
Refa milda ah philanthrope
Mlalao devise zao no ilaina
Fa ambany loatra ny lanjan'ny Ariary
Miala ambon bed determiné
Mverina eo mila satisfait
Assez Bestiale pour la money
Aza tairina ah fa efa au sommet
Gros poisson sa gros bonnet
Simbaiko hatram farany refa tsisy respect
Tsis ambition ry tazy yea
Nefa te anakatra ny avo (Gang)
Omeko ny vidiny, Mangina ny vavany
Te ho boto jiaby nefa tetaka ny ambiny
Dope nprod otran gra-via
Mitsangana otran maison margiela
Charismatique otran Montana
Tonga anatanteraka remontada
Odiko mtapy elah miesona eo fona
Kapohako tampoka am tsy apoznlah
Ra Tsisy nrap dia zava poana ncartel tsisy sinaloa
Expert VS noobie yay
Mandôka ny taova ny UZi yay
Boton lah kay pussy yay
Tainy kely za tsy mi douzy yay
Jagermeister Jagermeister
Anaty R.Rover, Anaty R.Rover
Omeko ny ce-for, Omeko ny ce-for,Omeko ny ce-for
Tout le monde d'accord, Tout le monde d'accord, tout le monde d'accord
Bedebe no ndakako
Nandiso fanantenana ahy
Aza aty elah no mi suce fa tsy omby vava ny malataha
Frera nmameno ny cercle
Ny akotrzay vdina telopolo e
Zandrikely betsaka nobla fa tsy Petasse otran lah ko e
Za manampy ny manodidina ahy
Refa mbola zakako
Za manampy fa refa mitady hivadika Elah de fatako
Mila loyal Otran Chien de Race
Mpetaka nprime dia à la chasse
Dans 5 ans eny Bahamas LV suitcase mode businessClass
Mila mi vise ah GTO
Papy Chulo Amigo
Raimbava otran buurito
Texas El paso Meeexico (Marika)
Mexico anaty rap gasy elah deco
Anaty cercle elah tsitako



Авторы: Rindra Didalos


Ghettoven - Jägermeister
Альбом Jägermeister
дата релиза
07-02-2021



Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.