Текст песни Gentlemen (feat. THT) - THT , Kemyrah
Mety
hoe
mamolaka
izaho
rehefa
eo
imason'ny
akama
Indraindray
masiaka
tsy
hoe
miavona
izaho,
sanatria
ry
malala
Boto
'zaho
ekeko
fa
zah
manana
fitiavana
tsy
azo
fafana
Aza
matahotra
ianao
fa
tantanako
rehefa
malama
Hey!
efa
hainao
fa
bandy
maditra
Nefa
ny
fitiavako
tsy
mety
ho
ritra
Minoa
fa
mandrakizay
hoy
aho
ny
tantarantsika
Tsy
ho
very
ianao,
tsy
ho
very
ianao
izany
neny
e
Love
be
fa
izany
kony
aloha
tsy
asehoko
Izay
kozy
miainga
avy
any
aloha
tsy
ahoako
Bitch
tsy
handaniako
ny
volako
F'ianao
hoy
aho
ny
Queen
dia
izaho
no
Duc
no
haiko
Ilay
izaho
le
maka
lagy
iny
hoy
aho
tsy
fanahinina
Ilay
sipa
hafa
tamin'iny
hoy
aho
efa
nariana
Izaho
"Gentleman"
tsy
mila
gafy
Miangavy
aza
angatahana
ilay
mot
de
passe
Na
misy
hafa
any
ankoatra
Fa
tinao
ihany
ny
anilako
oh
Nataoko
hoe
tafahoatra
Iafinao
ihany
ny
ditrako
oh
Satria
ianao
ko
kopy
yeah
Fa
tsy
vitan'ny
any
ny
vitako
oh
Tokam-po
zaho
na
jiolahim-boto
Anilako
ianao
mahazo
matoky
Te
hanova
ny
ampitsoko
aho,
dia
hanova
ny
fihetsiko
aho
Ilay
kibo
io
tsy
ampoiziko
a,
raha
zaza
iny
tsy
hapitsoko
Raha
tery
iny
dia
isisika
aho
Ianao
ihany
no
nofisiko
hoy
aho
Ilay
maso
menamena
tsy
tomany
iny
fa
ditsoka
Zaho
tsy
misy
daba
fa
ny
kitroko
no
vam
Zaho
ilay
roi
de
Coeur
Fa
ianao
kosa
ny
Dame
Ny
antsika
efa
milamina
Efa
koboko
ny
plan
Taloha
za
le
rakay
fa
izao
kosa
aho
efa
mpisam
Fa
le
mivoaka
alina,
tairo
fa
ho
hajaniko
Ho
antsoiko
daholo
ny
boto
Ataoko
bar
koa
ny
tranoko
Izaho
anie
efa
niova
e,
efa
tsy
mifoka
Ilay
melia
be
taloha
iny
efa
lasa
good
look
Inona
no
tianao
fa
ovaiko
izay
tsy
nety?
Raha
fomba
fitafy
dia
soloiko
vetivety
Ity
koa
ilay
CD
Wu
Tang,
Dre
de
Tupac
Tonga
dia
simbao
dia
ndao
ovay
Joseph
d'af
Na
misy
hafa
any
ankoatra
Fa
tinao
ihany
ny
anilako
oh
Nataoko
hoe
tafahoatra
Iafinao
ihany
ny
ditrako
oh
Satria
ianao
ko
kopy
yeah
Fa
tsy
vitan'ny
any
ny
vitako
oh
Tokam-po
zaho
na
jiolahim-boto
Anilako
ianao
mahazo
matoky
Efa
aiko
ilay
andrasanao
amiko
Fa
izaho
mihitsy
hatramin'izay
no
mbola
tsy
nazoto
Ianao
aloha
sady
tiako
no
mamiko
Fa
tsy
hitory
fitiavana
aminao
izany
mihitsy
ny
boto
Fa
androany
aho
hanao
vina
Za
tsy
hanary
anao
mihitsy
na
oviana
na
oviana
Ianao
mahazo
mahatoky
Na
be
ny
fakam-panahy
Aleoko
manao
hendry
mody
voky
Fa
ianao
aza
manahy
Ny
revy
sy
ny
sipa,
efa
nialako
Na
ho
ataoko
parsi
ho
fanajana
anao
Efa
azoko
ihany
ianao
hoy
aho
dia
tsy
amelako
Fa
ho
asiko
peratra
ny
tananao
Ilay
ranomasonao,
ilay
tebiteby
lava
Ho
fafako
tsy
hisy
intsony
manomboka
anio
Hitondrako
voninkazo
ianao
rehefa
mirava
Ho
mariky
ny
fitiavako
efa
madio
Na
misy
hafa
any
ankoatra
Fa
tinao
ihany
ny
anilako
oh
Nataoko
hoe
tafahoatra
Iafinao
ihany
ny
ditrako
oh
Satria
ianao
ko
kopy
yeah
Fa
tsy
vitan'ny
any
ny
vitako
oh
Tokam-po
zaho
na
jiolahim-boto
Anilako
ianao
mahazo
matoky
Ka
mety
hoe
Za
be
revy
be
Na
tsy
nampiseho
hoe
love
be
izaho
angamba
Na
mety
hoe
be
dia
be
Ilay
kozy
mandeha
Tsy
hisy
afa
tsy
ianao
ny
ahy
ny
fo
efa
jamba
Na
misy
hafa
any
ankoatra
Fa
tinao
ihany
ny
anilako
oh
Nataoko
hoe
tafahoatra
Iafinao
ihany
ny
ditrako
oh
Nataoko
hoe
tafahoatra
Iafinao
ihany
ny
ditrako
oh
Satria
ianao
ko
kopy
yeah
Fa
tsy
vitan'ny
any
ny
vitako
oh
Tokam-po
zaho
na
jiolahim-boto
Anilako
ianao
mahazo
matoky
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.