Kemyrah - Anjarako текст песни

Текст песни Anjarako - Kemyrah



Oh la la, izany hatsaranao
Ilay tsikinao anie toa mamiratra ohatran'ny kintana
Oh la la
Izaho no anjaranao
Aleo mba hiady mafy aho sao dia tsara vintana
Be loatra no tia anao
Tsy isaina intsony ny bandy milahatra amin'ny bF
Satria ohatran'ny hoe Diamant
Tsy ny olona rehetra no manana azy tsy ohatran'ny CIN
Tsy ilay ianao tsara bika no hoe manintona anà
Fa efa iaraha-mahita ny fo sy ny saina fanahy
Izany tsy mamay no tsy mandoro oh Nefa ny pokona matiny lolo oh
Ny mikoty anazy zao mihoatra ny folo oh
Nefa aleony ihany mandeha Solo
Hanaraka anao za raha toa ka hoe mety e
Ho olon-tianao fa tsy ho namana
Fahasambarana be de isanandro ho atao fety
Ouzy ny pokona hoe tena manao
Oh la la, tiako loatra iny tsain iny
Oh la la, tiako loatra iny tsain iny
Oh la la, tiako loatra iny tsain iny
Oh la la, oh lala
Efa ela no niriko fa avelao ho anà izy
Raha tala ny fitia dia ndao ho any amin'ny tany efa mi légalise
Tsy avelako anahy izy
Fahatokisana no mameno ny valise
Sanatria hanao fikàna voay
Raha mandainga omeo ranombolamena amin'ny calice
Ohatrany hitako sahady eny amin'ny Alitara
Dia ilay fiainan-tsika ho feno dollars
Efa vita ny fiainana bâtard
Efa niova ny boky sy ny tantara
Tiako hizarana ny fiainako ianao
Raha ouz enao hoe kozy ve de ie!
Hoe bandy tsy matotra?
Tonga de non
Raha zaho ilay hoe naditra taloha dia ie
Yeah
Zao de zao handefa Message
Hoe ny loveko rehetra omeko azy
Izay mitady hanakana dégage
Sao sanatria zah ahavita dégât
De ouzizy enao hoe fa "Te Qui"?
Ampivo "Ero" de efa kopy ndry
Flwls music ny ahy ny ekip
Hanaraka anao za raha toa ka hoe mety e
Ho olon-tianao fa tsy ho namana
Fahasambarana be de isanandro ho atao fety
Ouzy ny pokona hoe tena manao
Oh la la, tiako loatra iny tsain iny
Oh la la, tiako loatra iny tsain iny
Oh la la, tiako loatra iny tsain iny
Oh la la, oh lala
Hanaraka anao za raha toa ka hoe mety e
Ho olon-tianao fa tsy ho namana
Fahasambarana be de isanandro ho atao fety
Ohh
Hanaraka anao za raha toa ka hoe mety e
Ho olon-tianao fa tsy ho namana
Fahasambarana be de isanandro ho atao fety
Ouz ny pokona hoe tena manao
Oh la la, tiako loatra iny tsain iny
Oh la la, tiako loatra iny tsain iny
Oh la la, tiako loatra iny tsain iny
Oh la la, oh lala



Авторы: Yxng Nearr


Kemyrah - Anjarako
Альбом Anjarako
дата релиза
13-08-2022




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.