Текст песни Teako - Kemyrah
Manolona
ohatra
ny
Tala
Somary
masika
nefa
sarotra
ialana
Fofombolonao
ry
Kiala
Toa
mampanembonembona
no
toa
mahasalama
Yeah
Betsaka
ny
nandalo.Betsaka
ny
fahavalo
Nefa
le
fitiavantsika
no
efa
mafy
Orina
na
de
ataoko
ho
efa
lavo
im-balo
Neny
a,hainao
ny
am-poko
na
tsy
miteny
a
Teako
la,Tsy
akandainga
zegny
fa
tegna
marigna
Marigna
be!
Fitiavatsika
roa
tsisy
Pull
Up
Hatram'ny
fianakam'sn-jareo
efa
kopy
F'ianao
anah,de
zah
anao
Sanatria
ny
hamitaka
anao
oh
Hataoko
kara
mpanjaka
Alaiko
vady
ataoko
ara-panjakana
Raha
ny
ampiakatra
anao
ohh
Zah
koa
tsy
hisalasala
ataotsika
rehefa
feno
be
ilay
Moula
F'ianao
irery
ihany...
Teako
ny
anilanao
Fa
bobaka
ny
sipa
@ tanana
Betsaka
ny
gyal
fa
sipa
malama
Ny
sasany
amzany
toa
efa
lasany
karana
Tsisy
afa
tsy
ianao
ihany
sisa
no
tiako
antsoina
hoe
madama
Mandeha
ny
volana
sy
ny
taona
Mitohy
tsy
avelatsika
ho
tapatra
mihitsy
ny
soma
Miainga
ny
inspiraka
na
ataoko
hoe
tsy
misora
Fa
ainao
ihany,f'ianao
mihitsy
no
ataoko
fiainako
eto
an-tany
Ambarao
aminah,haravoagna
ao
anatinao
ao
Le
masonao
mitsika,hazavana
toa
tsisy
fahataperana
Mbola
lavitra
ny
lalan-kaleha
Fa
efa
any
aminai
ilay
oa
ilay
lakile
Ny
tananao
omenao
anah
Ho
lavitra
antsika
sy
enao
raha
izay
fakampanahy
Sanatria
ny
hamitaka
anao
oh
Hataoko
kara
mpanjaka
Alaiko
vady
ataoko
ara-panjakana
Raha
ny
ampiakatra
anao
ohh
Zah
koa
tsy
hisalasala,ataotsika
rehefa
feno
be
ilay
Moula
F'ianao
irery
ihany...
Teako
ny
anilanao
Teako
ny
anilanao
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.