Kresnik feat. Fab's Brownz, Kizl & Spvce Chen - Pepsi текст песни

Текст песни Pepsi - Kresnik , Spvce Chen , Fab's Brownz



Coca Cola, Pepsi
Coca Cola, Pepsi
Pepsi
Pepsi
Yao fa démarrénay lay tala
Feel like agnaty ala
Agnaty rap fa kara Allah
Miontsagna vodinazy oh lala
Tsy ahoako aby ata ande hitalao
Flexin' tsy mila ata hitan'lah
Flow Tiki Taka
Fa tsy à la madrid
Fa tsy anavandra reny
Tsy mba madré fa te ho makrel
Ohatrany te ho faty reny
Masosopepsi ny anadahan-ndreniny
Pepsi ny anatin'ny cup
Mainty be ohatrany le amny outfit'nay
Dizina zahay sy ny reuf
Avy nbata pois fa tsy ni fitness
Rap'nay tsy mila fitness
Ni hao, eh salama ny bitch sy ny business
Fiakarana ny street, asio tige iray hamakivakina ny alina ry nigga
Tsisy fika, anizid ny rehetra mpix
Ny ahy ny weed ohatran'ny alavan'i Averell
Pepsi cola coupageny lyrics
Pepsi
Pepsi
Pepsi Cola (Pepsi)
Iatch-b mola
Maneno ny moula
Misonne ny Motorola (Ring)
Pepsi cola
Anatin'ny veran'ny nigga
Mrap de mdegat ny nigga
Gang gang gang ny ligue
Ohatrany Averell ny tige
Pepsi
Niampy Coca Cola
Ao fa tsy omeko ela
Avre ny tige aivr ny beuh
Napiko pepis pepsi
No macaroni (Grr pah kou dou Pepsi)
Mi corazon
Aize baby za mila mbedave aiza ra William
Zay No corossol
Mila coca pepsi cola pepsi
De mandeha daholo ny dalton
Coca cola pepsi anizid ny team isa maraina
Anaty masa misy résine reo floco tsy mcala ny isanareo
Coca Pepsi de Coca
Efa misy zeub ny boca
Efa boofpack no mameno ny bocale
Pepsi
Coca Cola Pepsi
Coca Cola Pepsi
Pepsi
Pepsi
Co-co-co-cola yeah
Big kish, big moula
Big tige, mssip sirup
Ambony prod zay mi kill
Lemanay izy godamn
Dakanay cadré, vitanay mandeha oazy
Pepsi dia carré
Izy mitady hamely, nefa zay no mamely azy
Aiza ho aiza ny pepsi nigga
Mila maricola ambony tepsi
Nigga rehatra Copathe-psy
Sexy pepsi nigga ndray no ét-exi
Tsabonay coca zay docteur
Rarafo ny écouteur
Fuego Voay Gang topony peu rah
Ny MC vokisanay thérapepsi



Авторы: Fab's Brownz


Kresnik feat. Fab's Brownz, Kizl & Spvce Chen - T R I L L
Альбом T R I L L
дата релиза
29-07-2022



Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.