Mafro Martiora - My Ditra текст песни

Текст песни My Ditra - Mafro Martiora



Ianao ilay My...
Ianao ilay My...
Ianao ilay my ditra
Please don't give a shit
Maneho ny maha bitch
Rika ampelasoa sady tsara bika
Nefa ianao nge maditra
@ Ilay fijerinao masika
Dia misy feo mibitsika
Indrindra izy refa ditsoka
Ianao ilay my ditra
Please don't give a shit
Maneho ny maha bitch
Rika ampelasoa sady tsara bika
Nefa ianao nge maditra
@ Ilay fijerinao masika
Dia misy feo mibitsika
Indrindra izy refa ditsoka
Jereo ty ataony, lestim izy addict
Rouleo ny Ylom ataovy royal spliff
C'est ce qu'elle m'a dit!!
Zany ampela tia mandihy
Tia mampihetsika ny andilany
Indindra refa anizid
Tafiditra lalina @ delirany
Nefa aleo ilamina
Fa tafalatsaka lalina ianao mama
Ento mora iany
Mbola lava ny andro ilalaovanao
Mbola tsy hay izay iafarany
F'efa ratsy fiandoana mama
Ka alamindamino iany
Fa mbola lava ny andro ilalaovanao
Ianao ilay my ditra
Please don't give a shit
Maneho ny maha bitch
Rika ampelasoa sady tsara bika
Nefa ianao nge maditra
@ Ilay fijerinao masika
Dia misy feo mibitsika
Indrindra izy refa ditsoka
Ianao ilay my ditra
Please don't give a shit
Maneho ny maha bitch
Rika ampelasoa sady tsara bika
Nefa ianao nge maditra
@ Ilay fijerinao masika
Dia misy feo mibitsika
Indrindra izy refa ditsoka
Fa izy hono tsy anaiky
Fa higoka ny antanorany
Manao loha ana adolan-tsento
Ataony vahana ny atsarany
Nefa tsy afaka satria ianao bitch
Miteraka fakam-panahy
Fa ianao ilay diso (zay eh)
Mino ianao tsy mino ianao tsara
Mbola ho ladie ianao mama
Na tianao na tsy tianao ao izany eh
Fa ianao ilay diso (zay eh)
Mino ianao tsy mino ianao tsara
Mbola ho ladie ianao mama
Na tianao na tsy tianao ao izany eh
Ianao ilay my ditra
Please don't give a shit
Maneho ny maha bitch
Rika ampelasoa sady tsara bika
Nefa ianao nge maditra
@ Ilay fijerinao masika
Dia misy feo mibitsika
Indrindra izy refa ditsoka
Ianao ilay my ditra
Please don't give a shit
Maneho ny maha bitch
Rika ampelasoa sady tsara bika
Nefa ianao nge maditra
@ Ilay fijerinao masika
Dia misy feo mibitsika
Indrindra izy refa ditsoka
Fa ianao ilay diso (zay eh)
Mino ianao tsy mino ianao tsara
Mbola ho ladie ianao mama
Na tianao na tsy tianao ao izany eh
Fa ianao ilay diso (zay eh)
Mino ianao tsy mino ianao tsara
Mbola ho ladie ianao mama
Na tianao na tsy tianao ao izany eh
Ianao ilay my ditra
Please don't give a shit
Maneho ny maha bitch
Rika ampelasoa sady tsara bika
Nefa ianao nge maditra
Dia misy feo mibitsika
Indrindra izy refa ditsoka



Авторы: Niaina Randriamiandrisoa


Mafro Martiora - FUTURAMAR
Альбом FUTURAMAR
дата релиза
03-06-2021


Еще альбомы
Исполнитель Mafro Martiora, альбом TOUCH ITO
2022
Исполнитель Mafro Martiora, альбом NAIZA X2
2022
Исполнитель Mafro Martiora, альбом KITTY
2022
все альбомы


Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.