Текст песни Hiverina - Samoela
Henoko
ianao
nandalo
Hoe:
Haka
tso-drano
Tso-drano
nomeko
anao
efa
marobe
Hitako
ny
sms-nao,
manamamo
Mba
lanjalanjao
ihany
ny
vavabe
Menace-nao
tafahoatra,
feno
ny
fb
Manala-tena,
tsy
menatra
eh!
Tsy
haiko
ny
atao
anao
'ty
ramose
Ny
halaheloko,
ny
hatezerako
be
dia
be
Tsy
haiko
ny
atao
anao
'ty
ramoseko
ôh!
Mbola
tsy
te-hiverina
aho,
fa
sao
manenina
Henoko
ny
antsonao,
fa
tsy
voaraiko
Tatasiaka
tsy
misy
farany,
ka
tsy
haiko
Henoko
ny
dédicace-nao
fa
tsy
nilaiko
Kafara
tsy
mety
vita,
marary
zaho
Tsy
vitan'ny
mikiakiaka,
fa
manaliaka
Tsy
te-hiaina
an'izany
aho,
na
iray
minitra
Tsy
haiko
ny
atao
anao
'ty
ramose
Ny
foko,
tsy
mety
tony
fa
leo
be
Tsy
haiko
ny
atao
anao
'ty
ramoseko
ôh!
Zaho
sady
te-hiverina,
no
te-handeha
Nefa
aminao
ihany
'ty
fo
adala
Lay
nandrako
nafindra,
fa
tsy
tamana
Zaho
mbola
te-hiantso
anao
malala
ôh!
Tsy
maintsy
mbola
hiverina
ihany
aho
Fa
andraso
any...
Nefa
aminao
ihany
'ty
fo
adala
Ianao
ve
no
tena
tsara,
sa
hoe
zaho
no
tara
Kara
raha
olona
azon'ody
aho
'ty
chérie
eh!
Tsy
mety
manadino,
ka
halamino
Ny
foko,
tsy
mety
miala,
tsy
miova
Ka
raha
misy
fotoana
kely,
dia
mandalova

1 Mamirapiratra
2 Hiverina
3 Mambabo
4 Io Aloha
5 Vadiko
6 Izy Irery
7 Aza Arianareo
8 Mandeha
9 Trosa
10 Raha Ho Avy Ralala
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.