Samoela - Sexy Girl (Live) - перевод текста песни на русский

Sexy Girl (Live) - Samoelaперевод на русский




Sexy Girl (Live)
Сексуальная девчонка (Live)
Dia lasan-dry zareo ny fananako
Они забрали всё, что у меня было,
Vetavetan'ny Vazaha ity anjarako e!
Эта участь уготована мне иностранцами!
Nony lasany, tsy naveriny intsony
Забрав, они больше не вернули,
Lasany dia nasidina any ambony
Забрали и унесли на небеса.
Izaho indray no noraisina teto ry reto
Меня же приняли здесь, ребята,
Eo ianao no noraisina, e!
Тебя тоже приняли здесь!
Fiverenana
Припев
Fa sexy e! (2x) Sexy girl e! (2x)
Ведь ты сексуальна! (2x) Сексуальная девчонка! (2x)
Fa sexy e! (2x) Fa sexy girl e! (2x)
Ведь ты сексуальна! (2x) Ведь ты сексуальная девчонка! (2x)
Dia tsy tsaronao ve, ianao, ilay fotoana
Разве ты не помнишь, как раньше,
Natosiko tamin'ny kalesy taloha?
Я тебя катал на старой тележке?
Ankehitriny aho efa voa
Теперь я попал,
Dia gestiavanao Mercedes izao e!
И ты разъезжаешь на Мерседесе!
Tsy tsaronao ve, ilay isika taloha
Не помнишь, как мы раньше
Nifanolotra voatsinapy tetsy ambodifilao?
Делились горчицей на обочине?
Ankehitriny ianao, tsy misotro raha tsy Fresh
А теперь ты не пьёшь ничего, кроме "Фреша",
Miova ny toetranao rehefa misy harena e!
Твой характер меняется, когда появляются деньги!
Izaho tsy mahatakatra ny cdny Mariah Carey
Я не понимаю твой диск Mariah Carey,
Fa anambazako anao, sipa ô! Raha tena tia ahy ianao
Но я клянусь тебе, детка, если ты действительно любишь меня,
Dia aza gorisa-gorisa, revena loatra!
То не выпендривайся слишком сильно!
Aza asiana fanazavana ara-tsiantifika, e!
Не давай научных объяснений!
Efa arako ny toetranao, fa toetran'alika!
Я уже знаю твой характер, он как у змеи!
Aza asiana taratasy any an-trano
Не оставляй записки дома,
Tsy vakiko akory, fa tonga dia doro!
Я даже не читаю их, сразу сжигаю!
Efa koboko ianao (2x) tamin'ny fahitalavitra!
Я уже видел тебя (2x) по телевизору!
Efa koboko ianao manao clip miaraka amin'ny tarika hafa
Я уже видел тебя в клипе с другой группой,
Efa koboko ianao ho mannequin an'ny Agence Totem
Я уже видел тебя моделью в агентстве "Тотем",
En plus, lalaon'ny Vazaha koa ianao!
Более того, с тобой играют иностранцы!
Fa sexy girl e!
Ведь ты сексуальная девчонка!
Tsy mahalala menatra intsony ianao, e!
Ты совсем потеряла стыд!
Fa efa babon'ny vola ny fonao
Ведь твоё сердце околдовано деньгами.
Raha any amin'ny Vazaha ny vola
Если деньги у иностранца,
Dia raha tsy Vazaha tsy hanaiky!
То без иностранца ты не согласишься!
Raha any amin'ny Karana ny vola
Если деньги у индийца,
Dia raha tsy Karana tsy hanaiky!
То без индийца ты не согласишься!
Raha any amin'ny Sinoa ny vola
Если деньги у китайца,
Dia raha tsy Sinoa tsy hanaiky!
То без китайца ты не согласишься!
Fa sexy girl e!
Ведь ты сексуальная девчонка!
Dia lasanao mihitsy ny inspiration-ko, ry Kalan'iny
Ты забрала всё моё вдохновение, дрянь такая,
Rahoviana aho vao hahita anao
Когда же я увижу тебя
Amin'ny magazine Video7, OK Podium, na Playboy'z?
В журнале Video7, OK Podium или Playboy'z?
Fa sexy ianao eto Antananarivo
Ты сексуальна здесь, в Антананариву,
Saingy tsy mihoatra an'i Gasikara!
Но не более, чем Гасикара!
Tokontaninao tsy misy afa-tsy Antaninarenina sy Tsaralalàna!
Твоя публика это всего лишь Антанинаренина и Царалалана!
Dia tsy hiandry anao intsony i Samoela
Самоэла больше не будет тебя ждать,
F'efa dilan'ny ela sy ny ela e!
Ведь прошло уже слишком много времени!
Fa ny lasa tsy hiverina intsony
Прошлое не вернётся,
Na dia naratra aza ny fony
Даже если сердце разбито.
Ny hoavinao no antsoiny tody
Он призывает твоё будущее,
Dia varatra sy hozona, tsatok'antsy sy poizina
И молния, и град, кинжалы и яд
Hianjera aminao ho valin'ny lasa
Обрушатся на тебя в отместку за прошлое,
Fa ianao, virijiny tany aloha
Ведь ты, бывшая девственница,
Tsy ho hita intsony!
Больше не будешь найдена!
Fiverenana
Припев
Fa sexy e! (2x) Sexy girl e! (2x)
Ведь ты сексуальна! (2x) Сексуальная девчонка! (2x)
Fa sexy e! (2x) Fa sexy girl e! (2x)
Ведь ты сексуальна! (2x) Ведь ты сексуальная девчонка! (2x)





Авторы: Shawn Leigh Moltke, Darrin O'brien, John Ficarrotta, Ramon Basora Jr.


Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.