Текст песни Sexy Girl (Live) - Samoela
Dia
lasan-dry
zareo
ny
fananako
Vetavetan'ny
Vazaha
ity
anjarako
e!
Nony
lasany,
tsy
naveriny
intsony
Lasany
dia
nasidina
any
ambony
Izaho
indray
no
noraisina
teto
ry
reto
Eo
ianao
no
noraisina,
e!
Fiverenana
Fa
sexy
e!
(2x)
Sexy
girl
e!
(2x)
Fa
sexy
e!
(2x)
Fa
sexy
girl
e!
(2x)
Dia
tsy
tsaronao
ve,
ianao,
ilay
fotoana
Natosiko
tamin'ny
kalesy
taloha?
Ankehitriny
aho
efa
voa
Dia
gestiavanao
Mercedes
izao
e!
Tsy
tsaronao
ve,
ilay
isika
taloha
Nifanolotra
voatsinapy
tetsy
ambodifilao?
Ankehitriny
ianao,
tsy
misotro
raha
tsy
Fresh
Miova
ny
toetranao
rehefa
misy
harena
e!
Izaho
tsy
mahatakatra
ny
cdny
Mariah
Carey
Fa
anambazako
anao,
sipa
ô!
Raha
tena
tia
ahy
ianao
Dia
aza
gorisa-gorisa,
revena
loatra!
Aza
asiana
fanazavana
ara-tsiantifika,
e!
Efa
arako
ny
toetranao,
fa
toetran'alika!
Aza
asiana
taratasy
any
an-trano
Tsy
vakiko
akory,
fa
tonga
dia
doro!
Efa
koboko
ianao
(2x)
tamin'ny
fahitalavitra!
Efa
koboko
ianao
manao
clip
miaraka
amin'ny
tarika
hafa
Efa
koboko
ianao
ho
mannequin
an'ny
Agence
Totem
En
plus,
lalaon'ny
Vazaha
koa
ianao!
Fa
sexy
girl
e!
Tsy
mahalala
menatra
intsony
ianao,
e!
Fa
efa
babon'ny
vola
ny
fonao
Raha
any
amin'ny
Vazaha
ny
vola
Dia
raha
tsy
Vazaha
tsy
hanaiky!
Raha
any
amin'ny
Karana
ny
vola
Dia
raha
tsy
Karana
tsy
hanaiky!
Raha
any
amin'ny
Sinoa
ny
vola
Dia
raha
tsy
Sinoa
tsy
hanaiky!
Fa
sexy
girl
e!
Dia
lasanao
mihitsy
ny
inspiration-ko,
ry
Kalan'iny
Rahoviana
aho
vao
hahita
anao
Amin'ny
magazine
Video7,
OK
Podium,
na
Playboy'z?
Fa
sexy
ianao
eto
Antananarivo
Saingy
tsy
mihoatra
an'i
Gasikara!
Tokontaninao
tsy
misy
afa-tsy
Antaninarenina
sy
Tsaralalàna!
Dia
tsy
hiandry
anao
intsony
i
Samoela
F'efa
dilan'ny
ela
sy
ny
ela
e!
Fa
ny
lasa
tsy
hiverina
intsony
Na
dia
naratra
aza
ny
fony
Ny
hoavinao
no
antsoiny
tody
Dia
varatra
sy
hozona,
tsatok'antsy
sy
poizina
Hianjera
aminao
ho
valin'ny
lasa
Fa
ianao,
virijiny
tany
aloha
Tsy
ho
hita
intsony!
Fiverenana
Fa
sexy
e!
(2x)
Sexy
girl
e!
(2x)
Fa
sexy
e!
(2x)
Fa
sexy
girl
e!
(2x)
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.