Текст песни Valy Vato - Samoela
Ino
raha
nambarako
anao
iny
Nokoraniko
taminao,
novolaniko
anao
eh!
Anao
mandiniha!
Anao
mba
mitandrema
Fa
sondriana,
variana
Lay
mandao
ny
akany,
milefa
jaly
io
Sur
fa
tsy
izy
eh!
Lay
mandao
ny
ankizy,
milefa
ny
adidy
io
Sur
fa
tsy
any!
Gaga
aho
nomaly,
tojo
valinao
Lasalasa
saina,
migoka
sy
midaina
Aia
zao
iha,
variana
kariera
Efa
any
Anivorano
va,
sa
mbo
Andilamena
Ombia
vao
ho
avy...
le
ombia
avao
Hitondra
raha
matavy,
hiday
raha
mamy
Ny
radio
nivola,
misy
kariera
vaky
'Ny
ankizy
efa
tsy
gaga,
hoe:
efa
any
izay
baba
Mitsiriritsy
emeraude,
safira,
rubis
Le
manonofy
vato
ty
mpamaraky
mila
pify
Hisy
raha
mba
hanjary
va,
ny
amin'ty
taona
'ty
Ho
Milialidera,
laha
mipôky
'ty
afera
'Reto
zaza
tsy
mi-bôsy,
madama
môsimôsy
Ndre
ariary
tsy
am-pôsy!
Ranomaso
teto
tamin'ny
afak'
omaly
Nahare
vaovao
hoe
nisy
tototsy
ny
tany
Ilay
kala
fara
iny
ro
nanonofy
an'izany
Tsy
nety
nieny,
ndre
nampiroroha
Notrosa
crédit,
sanatria,
sanatria
Vao
Messagerie,
madama
no
nitsipaka
tery
Iha
nefa
katry,
le
mba
nanala
azy
Taraiky
tany
ho
any,
sendra
mpanao
massage
Ilay
zaza
tomany
teto,
nadraiky
narary
teto
Na-iditra
hopitaly,
nefa
iha
tsy
hita
avao

1 Miarahaba
2 Sambonay
3 Lôl
4 Ho Any Amin'i Piso
5 Remama
6 Valy Vato
7 Reko Mangotraka
8 Martine
9 Taraiky
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.