Текст песни R9 - Spvce Chen
Vao
mandray
baolina,
"joga
bonito"
ozizy
ny
kil
Isaky
ny
16
izahay
toa
mi-découpe
Izy
hono
nitondra,
izahay
mahafehy
drill
Fa
ohatran'ny
bitch
io
ataonay
mandoalika
Ataonay
misosa
io
rehefa
ambony
parquet
Any
ambadika,
concu
mangarika
Efa
ainao
fa
lasan'ny
Fuego
ny
market
Brésil,
numéro
neuf
Androany
aho
ataovy
oe
El
Fenomeno
Ataonay
mitsoraka
io,
feinte
de
peuf
Izaho
maka
ny
toeran'ny
numero
uno
Miandry
oe
ho
resy
aho
fa
toa
mbola
tsisy
foana
Toa
tsy
makaiza
na
firy
taona
Isaky
ny
miditra
triplet
Balle
de
match
oentinay
mody
foana
Hafa
mintsy
efa
ainao
Hafa
mintsy
ny
gang
R-neuf
mipetraka
tsara
Eo
amin'ny
lamosina
ho
itany
fake
Hafa
mintsy
efa
ainao
Hafa
mintsy
ny
gang
R-neuf
mipetraka
tsara
Eo
amin'ny
lamosina
ho
itany
fake
Maillot
floqué
Nazario
Vazonay
gasy
fa
ambiance
Rio
Kobonay
io
fa
tia
En
deux
deux
vazoko
ataonio
bio
Vazonao
éclaté
fa
pio
any
Mlay
io
hono
fa
tairo
ampio
any
En
face
ireo
manaratsy
Fa
stream
anay
io
nefa
ampiny
iany
Vao
mivoaka
izahay
dia
feno
ny
tanana
Tamin'izany
nefa
niady
rery
tsisy
ni-cala
Anaty
jeu
tsy
maintsy
misy
ny
sanana
Fa
raha
feat.
kobonao
fa
misimisy
ny
karama
Vao
mi-dribble
aho
tsy
vitsy
ny
canal
R-neuf
anaty
jeu
antsoy
oe
King-ny
Shaman
Ty
ilay
perfo
tsy
zakan'ny
andaniny
Dia
hanjavona
aho,
veloma
ianao
omeko
ny
salam
Hafa
mintsy
efa
ainao
Hafa
mintsy
oa
io
gang
io
Hafa
mintsy
nenay
vo
mipetraka
Tode
mandona
be
ohatran'ny
beugueu
Hafa
mintsy
efa
ainao
Hafa
mintsy
oa
io
gang
io
Hafa
mintsy
nenay
vo
mipetraka
Tode
mandona
be
ohatran'ny
beugueu
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.