Spvce Chen - Vibe текст песни

Текст песни Vibe - Spvce Chen



Zay, mandavataona
Zay, mandavataona
Mihidy anaty kitchen, tsisy réseaux
Tsy hitanao anaty revy, f'anaty vaisseau
Manal'azy aho, fa izaho nefa tsy misangy
(Manal'azy aho, f'izaho nefa tsy misangy)
Fantany
Tsy be tantaraina ny nigga, fa manatàka
Feno antsika ny Panamera, feno ny tanàna
Lemanay io, tsy avelanay
De ataonay tsapany
Hatrany finda, hatreto an-
Ataonay mandihy daholo
Vao milatsaka io mameno tanàna
Tsisy cheaté, tsisy radio
Iza no tsy mahalala eto
Oe iza sy iza izao no tsy efa manaiky
Vo mi-dribble aho dia canaler-ko
Ny amboara aty am-pelatananay
Fa zao
Io vao mandeha dia kopy ianao
Tsy mila love, tsy mila anao
No top, f'izaho tsy arinanao
Fa Fa Fa
Tady ho lasalasa loatra azafady io tsy fanahy iniana
Mélo mahavariana
Tsy iza tsy iza aho, fa fantan'iny
Izahay, mandavataona
Mihidy anaty kitchen tsisy réseaux
Tsy hitanao anaty revy f'anaty vaisseau
Manal'azy aho f'izaho nefa tsy misangy
(Manal'azy aho f'izaho nefa tsy misangy)
Fantany
Tsy be tantaraina ny nigga fa manatàka
Feno antsika ny Panamera feno ny tanàna
Lemanay io tsy avelanay
De ataonay tsapany
Fa izahay mandavataona
Fuego mameno ny faritra
Lovés vao mandeha matory
Drip tsisy saro-tava
Mélo misarika
Mila mi-brasse isa-maraina
Fa tsy mi-panique
Hainao, tsisy ahatàna anay
Moramora ny tatasika
Vao milatsaka aho, io atao variana
Reo tavela any aoriana
Feno anay ny side
Feno an-tsika ao an-tsainy
Zay mandavataona
Mihidy anaty kitchen tsisy réseaux
Tsitanao anaty revy f'anaty vaisseau
Manal'azy aho f'izaho nefa tsy misangy
Fantany
Tsy be tantaraina ny nigga
Fa manatàka
Feno antsika ny Panamera feno ny tanàna
Lemanay io tsy avelanay
F'ataonay tsapany



Авторы: Kresnik Tommy, Njiva Rakotondriana


Spvce Chen - Vibe
Альбом Vibe
дата релиза
04-11-2022

1 Vibe




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.