Spvce Chen feat. Kresnik - City (feat. Kresnik) текст песни

Текст песни City (feat. Kresnik) - Kresnik , Spvce Chen



Manana io
Tairo mba midira, bitch
Dans la city izahay mandeha mi-rode
Zay sous codé, zay mila peace
Tsy mila apis
Anaty aizina mamirapiratra
Manantanona raha mila kiff
Manantona f'aty 'lay keys
Manana io
Tairo mba midira, bitch
Dans la city izahay mandeha mi-rode
Zay sous codé, zay mila peace
Tsy mila apis
Anaty aizina mamirapiratra
Manantanona raha mila kiff
Manantona f'aty 'lay keys
En fire ny clope, yeah
Occupé zah mi-roll
Anaty city, no rules
Lasa parano
Zatra lasa toxico
Bitches, zaranao
Ahoana ny asambaranao
Tairo mba tantarao ahy
Omeko advice ana psycho
Dr Kres, io mamay
Ilay miady rery anaty cachot
Tsy tafavoaka io, no way
Za mi-ride any amin'ny sisin-tany
Bitch mi-insiste
Gang-nay tsy rototra amin'i sist'
Feno anay ny piste
Une fois mi-pop, dia ny équipe anay no pisté-ny
Fa ny gang mila kichta
Tsy ni-cala anah ny gonz tamin'izaho mbola tsy artiste
Izao zah mbola tsy artiste
Mahagaga fa ny apis-ny ary tonga aty misisika
Fuck ny pyramide sy izay eny an-tapony
Fa izay eny ambany mbola manisa moula
Fa milalao vola mba ahazoana fafiny
Fuck ny ekipany f'izay tsy hifangaro aminy
Miseo ho tafita nefa eo tsisy haka anazy
Reo sy ny ekipany, tonga de akarapoko
Anaty rap tsy afaka anaovana versus
Deux minutes sept izao ny verset
Mijery dia mba manara ny cursus
Fa zah mi-rap mintsy sao dia very ise
Bitches manaraka ho azy
Kiffeny elah rehefa be sauce
Izay no mahatonga anah tsy mba lavo
Sady mi-fufu nefa mitady ny pesos
Chromatique na dia flou
LSD mibahana ato an-doha
Feno foana ny ato anaty bagage
Zay ny nofinofinay eto aloha
Smokey ny anah mila miova
Somary leo be an'ilay news
Kichta iany ny ahy dia vody
Satria horny de mila nudes
Manana io
Tairo mba midira, bitch
Dans la city izahay mandeha mi-rode
Zay sous codé, zay mila peace
Tsy mila apis
Anaty aizina mamirapiratra
Manantanona raha mila kiff
Manantona f'aty 'lay keys
Manana io
Tairo mba midira, bitch
Dans la city izahay mandeha mi-rode
Zay sous codé, zay mila peace
Tsy mila apis
Anaty aizina mamirapiratra
Manantanona raha mila kiff
Manantona f'aty 'lay keys
En fire ny clope, yeah
Occupé zah mi-roll
Anaty city, no rules
Lasa parano
Zatra lasa toxico
Bitches, zaranao
Ahoana ny asambaranao
Tairo mba tantarao ahy
Omeko advice ana psycho
Dr Kres, io mamay
Ilay miady rery anaty cachot
Tsy tafavoaka io, no way



Авторы: Njiva Rakotondriana


Spvce Chen feat. Kresnik - City (feat. Kresnik) - Single
Альбом City (feat. Kresnik) - Single
дата релиза
12-03-2022



Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.