TSOTA - Adolatsento - Team requin текст песни

Текст песни Adolatsento - Team requin - TSOTA



Hafa ihany tamizany, fa amizao mbola hafa koa
Raha notohizantsika ireny be ny tsy nankatoa
Tantara magnifique, ny tantarantsika roa
Na feno ditraditra de samy nankafy
Ela ny ela, ela ny ela de nisy ny elanelany
Na de hoe tsy afabela
Izay vita de navelany oh oh
Ilay fitiavana tsy an-kiera
Lasa dizina labiera
Ny hafarany de nienjera
Ny ampahan'ny hatanorako no efa laniko tany
Ny ampahany tsy lany nefa koa mbola mamy
Taminao no niatombohany fa tsy hiafarany, hiafarany eh!
Hoay ohhh
Fa tamin'izany mbola Adolantsento oh
Tamizany mbola Adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra Nomeko oh
Fahatsiarovana izany, izay any de any
Fa talin'izany mbola Adolantsento oh
Tamizany mbola Adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra Nomeko oh
Fahatsiarovana izany, izay any de any
Na zany anefa tsy maty ny afo
Na tia hiredareda aza de aleony miafy
Fa noho ny zava misy mety ho hafahafa
De aleo hilamina any fa naman'ny efa lasa
Fahafinaretana be no nandalovana
Ayayayayayayah!?!?
Reveko enao oh! Raha samy fahatsiarovana
Ny ampahan'ny hatanorako nefa laniko tany
Ny ampahany tsy lany nefa koa mbola mamy
Taminao no niatombohany fa tsy hiafarany, hiafarany eh!
Fa tamin'izany mbola Adolantsento oh
Tamizany mbola Adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra Nomeko oh
Fahatsiarovana izany, izay any de any
Fa tamin'izany mbola Adolantsento oh
Tamizany mbola Adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra Nomeko oh
Fahatsiarovana izany, izay any de any
Nan nan nan nan nan nan an an
Yeeeeee!!?!!
Nan nan nan nan nan nan nan nannnn!
Ny ampahan'ny hatanorako no efa laniko tany
Ny ampahany tsy lany nefa koa mbola mamy
Taminao no niatombohany fa tsy hiafarany, hiafarany eh!
Fa tamin'izany mbola Adolantsento oh
Tamizany mbola Adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra Nomeko oh
Fahatsiarovana izany, izay any de any
(Allô tsy afaka maka anao ah)



Авторы: Andriniaina Randriakoto


TSOTA - Adolatsento - Team requin
Альбом Adolatsento - Team requin
дата релиза
25-09-2020


Еще альбомы
Исполнитель TSOTA, альбом Misinda
2022
Исполнитель TSOTA, альбом HM
2021
Исполнитель TSOTA, альбом Hianatsimo
2021
Исполнитель TSOTA, альбом Best Of
2019
все альбомы


Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.