TSOTA - Hm текст песни

Текст песни Hm - TSOTA



Omeko masoandro raha sendra andro maloka na tsy ampy hafanana
Omeko akanjo raha sendra ririnina izy na ora-panala.
Na hisy avandra o!
De tsarovy fa hianao hoa misy mpiaro na hisy hampiasa sandry e!
Ny saina ataovy mandry(×2)
Miara, miaraka manao fety e!
Miaraka mitety ireo tampy tanety e!
Faly e!
Toy ny Zaza milalao kanety eeee!
Yaya,ny ankotrizay hoa tsy mety e!
Anh anh!
Soa anao io soa anay io
Tsy ho simban'ny tomany e(
Tsy ho simban'ny tomany e!)
Soa anao io soa anay io Soa hiraisana.
Soa hiraisana samy tsisy malahelo o!(
Samy tsisy malahelo o!)



Авторы: Andriniaina Randriakoto


TSOTA - HM
Альбом HM
дата релиза
27-11-2021

1 Hm




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.