TSOTA - Quinre текст песни

Текст песни Quinre - TSOTA



Quinre Quinre
Requin (Hein)
Za zany le oe Requin fa miravaka voay amin'lay mbala Lacoste
Tsy ny toetra no jeren'ny Kil fa ny any am-paosy zay izy vao mi'kosta
Na pifoka Melia io na Bosta
Zay mangina akory tsy oe Lose ka
Ze tsy miteny de Vrai oa fa raha vao miteny oe vrai izy Foska
Salade salade ny olona elah
Vo tsy mahay miaina tany malama
Ny aty ze mianjera himehezana
De ze mba tafatafa kely de kakana
Zay manao ny mety ny aty de higagana
Sode very eo atramin'ny madama
Fa ny orokoroka tsy havoky raha toa tsisy kaly mitsy ao an-tanàna
Ze tsy konesaka avia omena patiny
Ze tsy fetsy eto minan'ny fatiny
Fa eto arakaraka ny hatsaran'ny fiara no hatsaran'ny sipa ao anatiny
Iray minitra, roa minitra very ny eto mety ho vidina millions
Sandry sy boby ny aty no mikoty fa tsisy idirana mignon
Tonga de manao zay fa tsy manontany
De tafa alo zay oa vao miala eto an-tany
Ny anay amizao fa nenao tamizany
Ka androany aho ambony fa omaly aho ambany
Mbay alo andanako miatakataha
Na lehibe na zaza mbola atao tata
Te hi'RAP kanefa mandaza amin'ny Papa
Raha vao tratra ny bandy ny ratatata
Ze fetsy de mitsiky
Ze daika de mitsoka
Fiainana ratsy otrany vazon'ialahy vao hivoka
Ze fetsy de mitsiky
Ze daika de mitsoka
Fiainana tsara f'elah mitsy tsy mahatanty choque
Ze fetsy de mitsiky
Ze daika de mitsoka
Fiainana ratsy otrany vazon'ialahy vao hivoka
Ze fetsy de mitsiky
Ze daika de mitsoka
Fiainana tsara f'elah mitsy tsy mahatanty choque
Fantako zay niangako
Fantako zay aleha
Tsy oe za no tonga aloha
Fa tsy niainga mitsy elah
Tsy ain'lah nga ny misy anah
Eto hono aho de tsy hitany
Fadio ny mi-teste olona raha toa tsy kobo n'ialahy zay efa vitany
Atrizay aho efa Tsota, zao aho mbola Tsota ary mbola ho Tsota
Za le haratsiany fona, kanefa avieo oa izy tsy hita
Ny anay zay atao de isainana
Eo ny vokatra manome toky
Zay lay mafy amin'ny tena fiainana
De elah mafy ambony Facebook
Fisolelahana io iany no tsy tafita an-tsika gasy efa ela
Dia aleondry Tavany mamadika akama au lieu de amadika im-pito ny lela
Ny hafatra alefaka anatin'ny Rap raha tsy azonao aza lazaina fa tsisy
Malahelo milaza aminao fa ny ati-dohanao no Rest In Peace
Ze fetsy de mitsiky
Ze daika de mitsoka
Fiainana ratsy otrany vazon'ialahy vao hivoka
Ze fetsy de mitsiky
Ze daika de mitsoka
Fiainana tsara f'elah mitsy tsy mahatanty choque
Ze fetsy de mitsiky
Ze daika de mitsoka
Fiainana ratsy otrany vazon'ialahy vao hivoka
Ze fetsy de mitsiky
Ze daika de mitsoka
Fiainana tsara f'elah mitsy tsy mahatanty choque
Ok... Big Up be ho an'izay teo efa atramin'izay ho anay
Atramin'izao mbola eo
Gondamaika
El kahim nevada K-I jeez oa Val Khaled Brutal Gang
Tsy adino mitsy La Famille Gasy Ploit
6jiz on the Beat
Team Requin
Quinre



Авторы: Andriniaina Randriakoto


TSOTA - Best Of
Альбом Best Of
дата релиза
10-09-2019




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.