Kemyrah - Atlantic (Outro) текст песни

Текст песни Atlantic (Outro) - Kemyrah



Hey... Ohhh
Hey hey hey hey hey
Inspiraka ohatrany Atlantic ny aty
Hey hey hey hey hey
Inspiraka ohatrany Atlantic ny aty
Hey hey hey hey hey
Tsy manam-petra izany e
Hey hey hey hey hey
Tsy manam-petra izany e!
Hey hey hey hey hey
Inspiraka ohatrany Atlantic ny aty
Hey hey hey hey hey
Rehefa rap dia rap hey
Flawless Music
Flawless Music
Tsy ny rap lesy no maha gang fa
FLWLS ny ahy ny GVNG
Kemyrah ny anaram-bositra be dia be izao no niaiky
Mbola miravaka basy e, ny lela ny ahy ny ataoko antsy e
Firy taona nanaovany rap e, mbola mitapy be ny bandy e
Mbola mampitapy foana aho, fa aza mitatasika
Rap gasy lesy f'aza atao hoe vazah
Na dia aty ampita
Omeo lalana andehanan'ny goavana
Efa mazava fa ho an'ny MC izaho no fasana
Efa mandeha aleo andeha izay andeha
Efa mfly efa mfly efa mfly efa mfly
Eh yeahh... A.K.A
Efa mandeha efa mandeha efa mandeha
Aleo i fly izay ifly izay mi fly
Rap mandrakizay eh yeah yeah
Rap mandrakizay eh yeah yeah
Annn...
Flwls
Kemyrah
Annn...
A.K.A
Annnn...



Авторы: Tahiana Andrianiaina


Kemyrah - A.K.A 47
Альбом A.K.A 47
дата релиза
11-01-2020




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.