Kemyrah - Vortex текст песни

Текст песни Vortex - Kemyrah



Koboko ny fikanao! Koboko ny fikanao
'Zaho lasa mivika aminao! Za lasa mivika aminao!
Koboko ny fikanao! Koboko ny fikanao! Koboko ny fikanao!
'Zaho lasa mivika aminao!
Koboko ny fikanao! Koboko ny fikanao
Manao fikana bitch
Lanao tsy miantoka izay ho avy
Maty fosa ny bandy akama hoe izany ve no toetram-behivavy
Mihodina avia dia mihodina avanana
Toe-po ianao lo tsy manana
Tsy rarahiny na mivily ny lalana
Na misy kady na misy sampanana
Fo maro ny azo no mitempo
Raha valaka soloina fotsiny
Ditra ny azy no mi-jauge ny tempo
Tsy fitiavana fa vola fotsiny
Tsisy tsy niteny dia tsisy tsy naharaka
Ny ray aman-dreny ny azy valaka
Ny entany tsy vaovao fa lanaka
Lalahy miaraka aminy tataka
Tsy ampoizin'ialahy ny endrika ivelany
Raha biff efa am-pelantanany aloha tsy ho avelany
Kobon'lah fa tsisy hidirana ny aferany
Ny toaka sy ny rongony, ny loka aloha dia tsy ho ferany
Efa kopy ny olona fa lava be hoa ilay elany
Iza koa no mahalala izay efa nalehany lelany
Tsy hay intsony
Iza koa no mahalala izay nalehany lelany
Moly, toaka, rongony, bandy, ady, totohondry, vody, sandry
Sipa, maditra izy iny bebe vandy
Aza miheritreritry ny hahazo vady
Moly, toaka, rongony, bandy, ady, totohondry, vody miampy sandry
Sipa, maditra izy iny bebe vandy
Aza miheritreritry ny hahazo vady
Tianao, tianao
Ny fiainana tsisy vinavina
Rehefa mamo ianao ny alina dia ny misy biff izay ihany no mahaliana azy
Feno anazy ny karaoké
Izy tiatia bagarre a
Rehefa raikitra ny touze-par tsy quoi na dia bobaka ary a
Miseho anazy masina rehefa eto amin'ny tanàna
Bobaka no mijabaka no milaza ho tsy mahalala
Ratsy lesy ny azy ilay life
Maizina amin'ny atoandro
Amin'ny alina koa nefa mbola dure
Any anaty ny dope ianao no mitady life ho pure pure
Diso ianao nanary ny ana-dray aman-dreny
Ny toaka bobohana aloha tsy ahakatona fery
Mba mandiniha ihany aloha ianao sao dia very
Tandremo lany zara ka hiafara irery
Ny fiainana tsy vitan'ny sandry (Lanao tsy maintsy ho lena)
Ny fotoana koa anie tsy mba miandry (Tandremo sao tavela)
Tsy avenir ny ditra efa hiaraha-mahita
Miafy raha te ho tafita
Mahereza sipa
Moly, toaka, rongony, bandy, ady, totohondry, vody, sandry
Sipa, maditra izy iny bebe vandy
Aza miheritreritry ny hahazo vady
Moly, toaka, rongony, bandy, ady, totohondry, vody, sandry
Sipa, maditra izy iny bebe vandy
Aza miheritreritry ny hahazo vady
Moly, toaka, rongony, bandy, ady, totohondry, vody miampy sandry
Sipa, maditra izy iny bebe vandy



Авторы: Tahiana Andrianiaina


Kemyrah - A.K.A 47
Альбом A.K.A 47
дата релиза
11-01-2020




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.