Lyrics Mafy Orina - JOHANE
Raha
ny
amiko
aloha
efa
tsisy
miafina
aminao
Dia
ny
andro
sisa
iainako
efa
ankiniko
aminao
Satria
Tsy
manana
hafa
ianteherana
aho
Ny
fitiavako
anao
koa
tsy
haiko
ferana
Efa
ianao
io
ilay
fanaperako
aaaah
K'avelao
aho
hikalokalo
e
Avelao
aho
hitsikitsiky
Avelao
aho
ho
saro-piaro
e
Ho
ahy
irery
ianao,
izay
no
iriko
K'atokany
ho
ahy
ny
fonao
Zaho
koa
manantena
fa
ny
ahy
efa
ianao
Oh
ie,
F'ilay
hazavana
tsy
hitako
hatrizay
Indro
niposaka
indray
Rehefa
iny
aho
eo
akaikinao
Toa
adinoko
izao
rehetra
izao
Tsy
mahafoy
ny
eo
anilanao
Raha
ny
amiko
aloha
efa
tsisy
miafina
aminao
Dia
ny
andro
sisa
iainako
efa
ankiniko
aminao
Satria
Tsy
manana
hafa
ianteherana
aho
Ny
fitiavako
anao
koa
tsy
haiko
ferana
Efa
ianao
io
ilay
fanaperako
aaaah
Ho
eo
anilanao
hoazy
aho
Tsy
hiala
fa
hitampify
eo
an-tratranao
hoazy
aho
Ndeha
tsika
hiara-hanorina
Mba
ho
mafy
orina
tsy
ho
ravan'ny
ela
anie
eeeh
Tsy
ho
ravan'ny
ela
anie
eee
F'ilay
hazavana
tsy
hitako
hatrizay
Indro
niposaka
indray
Rehefa
iny
aho
eo
akaikinao
Toa
adinoko
izao
rehetra
izao
Tsy
mahafoy
ny
eo
anilanao
Avelao
aho
hikalokalo
e
Avelao
aho
hitsikitsiky
Avelao
aho
ho
saro-piaro
e
Ho
ahy
irery
ianao,
izay
no
iriko
F'ilay
hazavana
tsy
hitako
hatrizay
Indro
niposaka
indray
Rehefa
iny
aho
eo
akaikinao
Toa
adinoko
izao
rehetra
izao
Tsy
mahafoy
ny
eo
anilanao
F'efa
mafy
orina
Mafy
orina
e
Attention! Feel free to leave feedback.