Kemyrah - Teako Lyrics

Lyrics Teako - Kemyrah



Manolona ohatra ny Tala
Somary masika nefa sarotra ialana
Fofombolonao ry Kiala
Toa mampanembonembona no toa mahasalama Yeah
Betsaka ny nandalo.Betsaka ny fahavalo
Nefa le fitiavantsika no efa mafy
Orina na de ataoko ho efa lavo im-balo
Neny a,hainao ny am-poko na tsy miteny a
Teako la,Tsy akandainga zegny fa tegna marigna
Marigna be!
Fitiavatsika roa tsisy Pull Up
Hatram'ny fianakam'sn-jareo efa kopy
F'ianao anah,de zah anao
Sanatria ny hamitaka anao oh
Hataoko kara mpanjaka
Alaiko vady ataoko ara-panjakana
Raha ny ampiakatra anao ohh
Zah koa tsy hisalasala ataotsika rehefa feno be ilay Moula
F'ianao irery ihany... Teako ny anilanao
Fa bobaka ny sipa @ tanana
Betsaka ny gyal fa sipa malama
Ny sasany amzany toa efa lasany karana
Tsisy afa tsy ianao ihany sisa no tiako antsoina hoe madama
Mandeha ny volana sy ny taona
Mitohy tsy avelatsika ho tapatra mihitsy ny soma
Miainga ny inspiraka na ataoko hoe tsy misora
Fa ainao ihany,f'ianao mihitsy no ataoko fiainako eto an-tany
Ambarao aminah,haravoagna ao anatinao ao
Le masonao mitsika,hazavana toa tsisy fahataperana
Mbola lavitra ny lalan-kaleha
Fa efa any aminai ilay oa ilay lakile
Ny tananao omenao anah
Ho lavitra antsika sy enao raha izay fakampanahy
Sanatria ny hamitaka anao oh
Hataoko kara mpanjaka
Alaiko vady ataoko ara-panjakana
Raha ny ampiakatra anao ohh
Zah koa tsy hisalasala,ataotsika rehefa feno be ilay Moula
F'ianao irery ihany...
Teako ny anilanao
Teako ny anilanao




Kemyrah - Teako
Album Teako
date of release
22-01-2021

1 Teako




Attention! Feel free to leave feedback.