Lyrics Sturdy - Kresnik
Sturdy,
let's
get
it
Mbola
kanto
no
Mona
Lisa
n'iza
mandihy
Syga
foana
ny
guedro
Valala
ifanapahan'ra
Pedro
Tsiambaratelo
s/o
Tetro
Nsovaliko
ny
rap
à
la
Pedro
Aza
misy
mteniteny
Fa
reo
opps
ho
ataoko
mipenipenina
Rookie
de
miseo
mipendipendina
Dia
lozany
zala
mipelipelika
Nefa
tsy
zay
lay
moov'
Fa
lay
OS
lasa
puriste
Mijery
anreo
MC
rehetra
efa
niova
Za
tsy
voatery
manao
zay
tiany
Zay
very
tsy
hita
taminy
dimy
amby
efapolo
Za
tsy
hitady
tsy
hitady
anzany
F'aleoko
mikiry
ny
akany
ambony
Rehefa
eny
ah
ikarakarakara
ny
RAD
misaotra
nanolokolo
Sturdy
let's
get
it
Malagasy
nefa
manimba
Zay
izesta
dia
maninona?
Efa
lera
mamaliza!
Mbola
kanto
no
Mona
Lisa
N'iza
mandihy
Zay
manaraka
avy
ato
arina
Tairo
mikisakisà
ho
ary
Fombafomba
rehetra
tsy
arina
Fuego
ny
homies
f'ianao
no
iza
no
anankana
anay?
Te
hanaraka
anay
mila
mi
pactise
zay
zay
vo
mandray
Koboko
zala
fa
handah,
dia
za
koa
anisany
Any
anatin'ny
aizina
no
ahitako
hazavana
fa
tsy
tia
mitambatra
amin'ny
any
lisany
Zay
manala
manalazy
manala
foana
s'isank'hariva
Mavokely
ny
lokon'ny
juice
ohatran'ny
plis
ny
apis
an'iza?
Odeb
oh
no
efa
quali
ny
a-ka-li
mivovo
mila
kaly
De
tsy
maintsy
mi
kill
it...
Sturdy
let's
get
it
Malagasy
nefa
manimba
Zay
izesta
dia
maninona?
Efa
lera
mamaliza!
Mbola
kanto
no
Mona
Lisa
N'iza
mandihy
Zay
manaraka
avy
ato
arina
Tairo
mikisakisà
ho
ary
Fombafomba
rehetra
tsy
arina
Misekaseka
io
miseka
ana
Misananaka
samy
sahy
koa
zay
Misababaka
tsisy
sakana
Nenay
sambo
nenazy
lakana
Alab
ray
de
niletika
izy
rehetra
Lalina
tsara
ohatrany
filatsahako
Eny
ambony
prod
za
manimba
Malagasy
zay
fa
tsy
simbany
Sturdy
let's
get
it
Malagasy
nefa
manimba
Zay
izesta
dia
maninona?
Efa
lera
mamaliza!
Mbola
kanto
no
Mona
Lisa
N'iza
mandihy
Zay
manaraka
avy
ato
arina
Tairo
mikisakisà
ho
ary
Fombafomba
rehetra
tsy
arina
Attention! Feel free to leave feedback.