Marion - Ilay Tokako - translation of the lyrics into Russian

Lyrics and translation Marion - Ilay Tokako




Efa natokako anao
Я посвятил тебя.
Efa natolotro anao
Были доставлены к вам.
Ireo androko sisa
Это мои оставшиеся дни.
Mba iadananao
В иадананао
F'ianao ilay tokako
Фьянао - токако
No hany mameno ny fo
Только наполни сердце.
Eny ho mandrakizay tokoa
Да действительно навсегда
Ny ady isan'andro tamin'izany
Борьба каждый день в
Hiandrasako ity fotoana mamy
Хиандрасако на этот раз милая
Endre eto isika,hifanaiky ho doria
Я сказал им: "почему мы здесь,хифанаики, навсегда?"
Fa sarotra hoantsika roa,ny ho tonga eto iza no hanampo
Но это тяжело, хоанцика два, иди сюда, кто ханампо
Fa efa lehibe indrindra hatrizay
Это было величайшее событие в моей жизни.
Tena lehibe tokoa aminay ny hoe fitiavana
Действительно здорово для нас эта любовь
Oh yeah
О да
Ta ta ta ra ra
Та Та Та ра ра
Ta ta ta ra ra
Та Та Та ра ра
Yeeeeyh
Да-а-а!
F'ianao ilay tokako
Фьянао - токако
No hany mameno ny fo
Только наполни сердце.
Eny ho mandrakizay tokoa,eny ho mandrakizay babyy
Да, действительно навсегда, да, навсегда, детка.
Zao fiarahantsika roa
Давай соединимся как мы двое





Writer(s): Marion Ramandaniarivo


Attention! Feel free to leave feedback.