Lyrics RARAKIVY - Mr Sayda
Aza
omena
tsiny
raha
toa
mi-decl'
be
zah'
fa
tena
te
hitory
Iray
volana
katroka
ilay
nahalalako
anao
izay
no
tsy
nahita
tory
Mivadibadik'ondana
ny
andro
sy
ny
alina
tsy
voahavako
intsony
Nangalarinao
any
ho'aho
ny
foko
sy
ny
saiko
ka
ataoko
akory?
Kanefa
tsy
ahoako,
tsy
ahoako
ô,
tsy
ahoako
Vao
mainka
ary
ho
ataoko,
ho
ataoko
ô,
ho
ataoko
ô
Tena
mitapy
aminao
izy
f'aza
jerena
fotsiny
eo
ô!
To'dia
amboary
ny
valizy
fa
rahariva
izy
haka
anao
eo
ô!
Raha
ny
vavan'ny
mpanakivy
hono
tsy
hahasakana
anazy
eo
ô!
F'ianao
ilay
tena
izy,
Jesôsy
aza
maka
anareo
ô
(Ameza!)
Dia
hozy
ianao
hoe
izany
ve
dia
marina
sa
'Zah
mihitsy
no
beau
parleur?
Sa
tianao
hotabatabaiko
amin'ny
micro
sy
ny
haut-parleur?
Aza
omena
tsiny
zah
raha
toa
mi-rouler
"rrrr"
fa
tena
rarakivy
e
Sasa-miandry
anao
foana
mijerijery
lera,
maraina
atoandro
hariva
e
Kanefa
tsy
ahoako,
tsy
ahoako
ô,
tsy
ahoako
Vao
mainka
ary
ho
ataoko,
ho
ataoko
ô,
ho
ataoko
ô
Tena
mitapy
aminao
izy
f'aza
jerena
fotsiny
eo
ô!
To'dia
amboary
ny
valizy
fa
rahariva
izy
haka
anao
eo
ô!
Raha
ny
vavan'ny
mpanakivy
hono
tsy
hahasakana
anazy
eo
ô!
F'ianao
ilay
tena
izy,
Jesôsy
aza
maka
anareo
ô
Kanefa
tsy
ahoako,
tsy
ahoako
ô,
tsy
ahoako
Vao
mainka
ary
ho
ataoko,
ho
ataoko
ô,
ho
ataoko
ô
Tena
mitapy
aminao
izy
f'aza
jerena
fotsiny
eo
ô!
To'dia
amboary
ny
valizy
fa
rahariva
izy
haka
anao
eo
ô!
Raha
ny
vavan'ny
mpanakivy
hono
tsy
hahasakana
anazy
eo
ô!
F'ianao
ilay
tena
izy,
Jesôsy
aza
maka
anareo
ô
Tena
mitapy
aminao
izy
f'aza
jerena
fotsiny
eo
ô!
To'dia
amboary
ny
valizy
fa
rahariva
izy
haka
anao
eo
ô!
Raha
ny
vavan'ny
mpanakivy
hono
tsy
hahasakana
anazy
eo
ô!
F'ianao
ilay
tena
izy,
Jesôsy
aza
maka
anareo
ô
Attention! Feel free to leave feedback.