Paroles et traduction Kemyrah feat. Mic Hir - French Kiss
Добавлять перевод могут только зарегистрированные пользователи.
Efa
hainao
za
fa
mila
anao!
mila
anao
I
already
know
you
need
me!
you
need
me
Tsapanao
za
tsy
milalao!
milalao
You
feel
I
am
not
playing
around!
playing
around
N'aiza
n'aiza
misy
anao
Wherever
you
are
Ameza
'zaho
ilay
French
Kiss
Let
me
give
you
a
French
kiss
Mazava
ny
fiainako
raha
misy
anao
My
life
is
clear
when
you
are
here
Tsy
maizina
ny
saiko
rehefa
anilanao
My
mind
is
not
dark
when
you
are
with
me
Ny
fofonao
manitra
ao
an-koroko
ao
Your
fragrant
smell
in
my
nose
Efa
tsy
handriko
ny
fotoana
hanorohana
anao
I
can't
wait
for
the
moment
to
kiss
you
Aza
omena
tsiny
Pi
Don't
blame
me
honey
Tiako
ny
eo
anilanao
I
love
being
with
you
Hey!
fitiavako
anao
tsy
ho
ritra
Hey!
my
love
for
you
will
never
end
Foiko
omena
izao
dia
izao
I
give
you
my
heart
right
now
Euhhh!
manafaka
ny
aretin'andoha
Euhhh!
it
relieves
headache
Toa
tsy
ilaina
ny
fanafody
It
seems
like
I
don't
need
medicine
Ianao
ihany
no
ao
anatin'ny
fo
Only
you
are
in
my
heart
Toa
mitapy
'za
io
kara
azon'ody
It
seems
like
a
card
in
magic
Kisskiss-nao
io
d'efa
ampy
ahy
Your
kisses
are
enough
for
me
Kisskiss-nao
maha
be
fakam-panahy
Your
kisses
are
tempting
Omeo
anah
ilay
tsikinao,
ilay
tsikinao
io
Give
me
your
smile,
your
smile
Ilay
mampiakatra
ny
hafanana
That
raises
the
temperature
Omeo
anah
ilay
ilaiko,
ilaiko
Give
me
what
I
need,
I
need
Aminao
io
anie
'za
mia
tamana
You
are
so
handsome
to
me
French
kiss!
French
kiss
French
kiss!
French
kiss
Any
aminao
any
misy
I
can
have
it
from
you
Any
aminao
one
love
Only
you
are
my
one
love
Aza
asina
hoe
indrisy
Don't
regret
it
Aza
avela
ho
alone
Don't
let
me
be
alone
Aza
avela
anao
hiala
izaho
aminao
Don't
let
me
leave
you
Ilaiko
hita
hatrany
anatin'ny
fonao
I
need
to
be
in
your
heart
forever
Omeo
anah
ny
lelanao
Give
me
your
tongue
Efa
hainao
za
fa
mila
anao!
mila
anao
I
already
know
you
need
me!
you
need
me
Tsapanao
za
tsy
milalao!
milalao
You
feel
I
am
not
playing
around!
playing
around
N'aiza
n'aiza
misy
anao
Wherever
you
are
Ameza
'zaho
ilay
French
Kiss
Let
me
give
you
a
French
kiss
Mazava
ny
fiainako
raha
misy
anao
My
life
is
clear
when
you
are
here
Tsy
maizina
ny
saiko
rehefa
anilanao
My
mind
is
not
dark
when
you
are
with
me
Ny
fofonao
manitra
ao
an-koroko
ao
Your
fragrant
smell
in
my
nose
Efa
tsy
handriko
ny
fotoana
hanorohana
anao
I
can't
wait
for
the
moment
to
kiss
you
Ataoko
am-panajana
mifangaro
fanetretena
I
do
this
with
all
respect
and
humility
Raha
manam-paniriana
tsy
midika
fa
hoe
tia
tena
If
I
desire
you,
it
doesn't
mean
I
am
selfish
Miala
tsiny
raha
mangataka
maro
loatra
aminao
Sorry
if
I
ask
so
much
from
you
Tsy
voalanjako
intsony
ilay
hevitra
ao
an-dohako
ao
I
can't
control
the
idea
in
my
head
anymore
Bae!
Bae!
ameza
za
eto
koa
ny
French
Kiss
Bae!
Bae!
let
me
give
you
a
French
kiss
too
Ireo
tsy
kiss
avy
aminao
The
kiss
that
is
not
from
you
Aleoko
ihany
tsy
misy
I
prefer
not
to
have
it
Zavatra
iray
no
mba
tiako
atolotrao
One
thing
I
need
you
to
offer
me
Tsy
lavitra
akory
izany
fa
ny
molotrao
Which
is
not
far
away,
your
lips
Izay
tsiriritin'ny
hafa
rehetra
any
aminao
Anyone
else
that
craves
you
Iriako
raha
mba
izaho
no
ekenao
I
wish
I
could
be
the
one
you
accept
Izarana
ilay
fitia
Share
your
love
Sy
ilay
Kiss
avy
amindry
And
the
kiss
from
you
Akipio
ny
masonao
Close
your
eyes
Raiso
ny
tanako
Hold
my
hand
Fihino
ny
vatako
Hug
my
body
Omeko
avy
hatrany
ny
molotro
I
will
give
you
my
lips
right
away
Efa
ela
no
niandry
an'izao
I
have
been
waiting
for
this
for
a
long
time
Efa
hainao
za
fa
mila
anao!
mila
anao
I
already
know
you
need
me!
you
need
me
Tsapanao
za
tsy
milalao!
milalao
You
feel
I
am
not
playing
around!
playing
around
N'aiza
n'aiza
misy
anao
Wherever
you
are
Ameza
'zaho
ilay
French
Kiss
Let
me
give
you
a
French
kiss
Mazava
ny
fiainako
raha
misy
anao
My
life
is
clear
when
you
are
here
Tsy
maizina
ny
saiko
rehefa
anilanao
My
mind
is
not
dark
when
you
are
with
me
Ny
fofonao
manitra
ao
an-koroko
ao
Your
fragrant
smell
in
my
nose
Efa
tsy
handriko
ny
fotoana
hanorohana
anao
I
can't
wait
for
the
moment
to
kiss
you
Évaluez la traduction
Seuls les utilisateurs enregistrés peuvent évaluer les traductions.
Writer(s): Tahiana Andrianiaina
Album
A.K.A 47
date de sortie
11-01-2020
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.