paroles de chanson Vortex - Kemyrah
Koboko
ny
fikanao!
Koboko
ny
fikanao
'Zaho
lasa
mivika
aminao!
Za
lasa
mivika
aminao!
Koboko
ny
fikanao!
Koboko
ny
fikanao!
Koboko
ny
fikanao!
'Zaho
lasa
mivika
aminao!
Koboko
ny
fikanao!
Koboko
ny
fikanao
Manao
fikana
bitch
Lanao
tsy
miantoka
izay
ho
avy
Maty
fosa
ny
bandy
akama
hoe
izany
ve
no
toetram-behivavy
Mihodina
avia
dia
mihodina
avanana
Toe-po
ianao
lo
tsy
manana
Tsy
rarahiny
na
mivily
ny
lalana
Na
misy
kady
na
misy
sampanana
Fo
maro
ny
azo
no
mitempo
Raha
valaka
soloina
fotsiny
Ditra
ny
azy
no
mi-jauge
ny
tempo
Tsy
fitiavana
fa
vola
fotsiny
Tsisy
tsy
niteny
dia
tsisy
tsy
naharaka
Ny
ray
aman-dreny
ny
azy
valaka
Ny
entany
tsy
vaovao
fa
lanaka
Lalahy
miaraka
aminy
tataka
Tsy
ampoizin'ialahy
ny
endrika
ivelany
Raha
biff
efa
am-pelantanany
aloha
tsy
ho
avelany
Kobon'lah
fa
tsisy
hidirana
ny
aferany
Ny
toaka
sy
ny
rongony,
ny
loka
aloha
dia
tsy
ho
ferany
Efa
kopy
ny
olona
fa
lava
be
hoa
ilay
elany
Iza
koa
no
mahalala
izay
efa
nalehany
lelany
Tsy
hay
intsony
Iza
koa
no
mahalala
izay
nalehany
lelany
Moly,
toaka,
rongony,
bandy,
ady,
totohondry,
vody,
sandry
Sipa,
maditra
izy
iny
bebe
vandy
Aza
miheritreritry
ny
hahazo
vady
Moly,
toaka,
rongony,
bandy,
ady,
totohondry,
vody
miampy
sandry
Sipa,
maditra
izy
iny
bebe
vandy
Aza
miheritreritry
ny
hahazo
vady
Tianao,
tianao
Ny
fiainana
tsisy
vinavina
Rehefa
mamo
ianao
ny
alina
dia
ny
misy
biff
izay
ihany
no
mahaliana
azy
Feno
anazy
ny
karaoké
Izy
tiatia
bagarre
a
Rehefa
raikitra
ny
touze-par
tsy
quoi
na
dia
bobaka
ary
a
Miseho
anazy
masina
rehefa
eto
amin'ny
tanàna
Bobaka
no
mijabaka
no
milaza
ho
tsy
mahalala
Ratsy
lesy
ny
azy
ilay
life
Maizina
amin'ny
atoandro
Amin'ny
alina
koa
nefa
mbola
dure
Any
anaty
ny
dope
ianao
no
mitady
life
ho
pure
pure
Diso
ianao
nanary
ny
ana-dray
aman-dreny
Ny
toaka
bobohana
aloha
tsy
ahakatona
fery
Mba
mandiniha
ihany
aloha
ianao
sao
dia
very
Tandremo
lany
zara
ka
hiafara
irery
Ny
fiainana
tsy
vitan'ny
sandry
(Lanao
tsy
maintsy
ho
lena)
Ny
fotoana
koa
anie
tsy
mba
miandry
(Tandremo
sao
tavela)
Tsy
avenir
ny
ditra
efa
hiaraha-mahita
Miafy
raha
te
ho
tafita
Mahereza
sipa
Moly,
toaka,
rongony,
bandy,
ady,
totohondry,
vody,
sandry
Sipa,
maditra
izy
iny
bebe
vandy
Aza
miheritreritry
ny
hahazo
vady
Moly,
toaka,
rongony,
bandy,
ady,
totohondry,
vody,
sandry
Sipa,
maditra
izy
iny
bebe
vandy
Aza
miheritreritry
ny
hahazo
vady
Moly,
toaka,
rongony,
bandy,
ady,
totohondry,
vody
miampy
sandry
Sipa,
maditra
izy
iny
bebe
vandy
![Kemyrah - A.K.A 47](https://pic.Lyrhub.com/img/u/r/s/a/_-a3msasru.jpg)
1 A.K.A 47 (Intro)
2 Harmony
3 Helo
4 Anjara Masoandro
5 Anjomara
6 Strong
7 Carpe Diem
8 Tsy vitan'zany
9 Kodiaran-tsarety
10 Snapchat
11 Vavolombelon'ny nenina
12 French Kiss
13 Sary an-tsaina
14 Vortex
15 Photoshop
16 UZI
17 Baroa
18 Flwlsgng
19 MNF
20 Mafia Attitude
21 No Pen No Game
22 Atlantic (Outro)
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.